PubliMotion

PubliMotion Publimotion est un fournisseur de choix dans le domaine de la location de panneaux ambulants et illu

Pour être Vu et Reconnu : les Lightbox Publimotion

En partenariat avec la Commune Urbaine d’Antananarivo, Publimotion est un fournisseur de choix dans le domaine de la location de panneaux ambulants. Nos services clé en main s’adressent aux organisations souhaitant attirer l’attention avec une image efficace et distinctive.

🇲🇬🇲🇬 Tohizo hatrany ee!!! 🇲🇬🇲🇬
08/07/2019

🇲🇬🇲🇬 Tohizo hatrany ee!!! 🇲🇬🇲🇬

14/10/2017

"Mankasitraka anareo izay nametraka ny fitokisana tamin'ny Publimotion , mametraka ny lanterne , manantena fiaraha miasa hatrany amin'ireo vao hametraka vaovao koa, miezaka foana hanome fahafaham-po ny mpiara belona ny Publimotion"Misaotra !

14/10/2017

"Nametraka lanterna taxi Publimotion avokoa ny commune Sabotsy Namehana .Miisa 50 eo ho eo izy ireo .
Misy soratra Sabotsy Namehana "SAB NAM "ny lanterne mapiavaka azy
Mazava ho azy fa taxi ara dalàna avokoa ireo nametrahana izany"

14/10/2017

"Ny tetikasa lanterne Publimotion dia noheverina fa hahasoa sy hanatsara ny communes izay manana taxi.

14/10/2017

"Misy taratasy fazahoan dalana navoakan'ny CUA mahakasika ny fivezivezen'ny fiara taxi amin'ny communes hafa, na any amin'ny peripheriques sasantsany, na mety hisy hanakantsakana avy amin'ny polisy na gendarme ohatra "
N°236 CUA /SG/DTMU.17

14/10/2017

"Omena housse maimaim-poana ireo izay maka ny lanterne Publimotion, afaka saromana ny lanterne raha te hivezivezy amin'ny toerana samihafa manodidina"

14/10/2017

"Hamarinina tsara avokoa ireo antontan taratasy mahakasika ny taxi.
patente, licence, carte grise, kara-panondron'ny tompony
hentitra dia hentitra ny fanamarinana izany
ary voamarina amin'ny plate forme mazava tsara
misy tahiry, archives mazava tsara aty amin'ny Publimotion momba izany
afaka manantona mivantana ny Publimotion izay mitady fanazavana fanampiny na misy mampiahiahy

14/10/2017

"Tsy misy atahorana mihitsy ny fitondrana io lanterne lehibe misy dokam-barotra io satria , tsy misy ambadika politika na fitapitaka mihitsy "

14/10/2017

"Tsy misy ifandraisany mihitsy ny fizarana ny lanterne lehibe misy dokam-barotra sy ny OMAVET"

14/10/2017

Ahazoana tombon-tsoa ny fitondrana an'io lanterne lehibe misy dokam-barotra io satria misy bonus 30 000ariary omena ny taxi mitondra azy io isakin'ny faran'ny faha efa-bolana mba hanamaivana ny fandaniana momba ny taxi manokana .

14/10/2017

Maimaim-poana tanteraka ny fangalana ny lanterne .
Tsy misy tetika hangalana vola amin'ny taxi mihintsy ao ambadik'izany na misy fahasimbana na misy fahaverezana aza

Address

Enceinte Atelemec, Route Des Hydrocarbures, Ankorondrano
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 12:30

Telephone

+261202224981

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when PubliMotion posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to PubliMotion:

Share