04/04/2024
๐๐Pommes๐๐
Ny fihinana paoma 1 isan'andro dia mety hanampy anao hanalavitra Dr.
Inona avy ary ireo tombontsoa azo avy amin'ny fihinanana Paoma e ? ๐
1)Donner de l'รฉnergie : Manakarena Vitamine C, A ny paoma, Misy oligo-รฉlรฉments iany koa toy ny calcium, magnรฉsium, potassium, fer, sรฉlรฉnium, zinc
2) Rรฉguler la transit, aide la digestion : Nohon'ny fisiany rano betsaka ao anatiny (90%) sy fibre (soluble et insoluble) dia manampy be amin'ny fandevonankanina sy fiasan'ny taova ao amin'ny vatana ny fihinanana azy
3) Riche en anti-oxydant : Miady amin'ny fahanterana aloha loatra, miady amin'ny fiforonan'ny homamiadana
4))Combattre le cholestรฉrol, le diabรจte et le surpoids : misy ilay singa atsoina oe pectine ao anatiny izay mandoro ireo tavy tsy ilaina ao amin'ny vatantsika .
Mazotoa mihinana Paoma ary fa fotoanany zao๐๐ค
Asio j'aime ny pejy, zarao mba hahasoa ny hafa๐