28/01/2026
ANTSIRABE
‼️‼️GRATUITE ‼️‼️GRATUITE ‼️‼️
97% 3%
‼️TENA ILAINAO BE ITY
🔥Garantie tsy maintsy mahay sady feno tsara ny fampianarana.
👉Frais de formation 0 ariary
👉Participation matériel 0 ariary
👉Polycope ihany no vidina amin'ny Vidiny mirary.
🔴Zavatra ianarana:
👉Technique fanamboarana karazana emballage en carton rehetra :
♦️Carton de produit. cosmétique
♦️Carton de colis
♦️Carton de Pizza
♦️Carton gâteau
♦️Coffret mignardise
♦️Gift box
♦️Petites boîtes... sns...
👉Technique fanaovana impression amin'ny carton ondulé matevina be tsy laitran'ny imprimante.
👉Ny fanaovana personnalisation amin'ny boîte sy carton rehetra
👉Ny fanaovana personnalisation amin'ny
T-shirt, vera, mug, vy, plastique, sachet plastique, bois, carton, papier.
👉Fianarana ny SERIGRAPHIE de À à Z : ahaizanao manao impression amin'ny sachet plastique, lamba, bois, métal, carton, pvc, plexi sns....
💥💥NY MAPIAVAKA NY FORMATION 💥
✨Atoro anao ireo akora rehetra ilaina raha anao carton
✨Atoro anao ireo outil matériel de démarrage d'activité ilaina rehetra ary tsy mila matériel be akory.
✨Atoro anao ireo LAVAKA Fournisseur rehetra eto Madagascar.
✨Atoro anao ireo idée de projet rehetra azo atao raha manaraka ity formation ity.
✅VAGUE1: DATE:..........
☑️08H-16H
✅VAGUE 2: DATE:....................
☑️08H-16H
:
⛔FANAMARIHANA :
Ireto ny zavatra entina raha hamonjy ny formation :
👉Mitondra cahier de note sy stylo raha hamonjy formation
👉Misoratra anarana mihaloha ao amin'ny Mp na miantso ny 0385837473 ihany raha anao formation.
👉Vidin'ny Polycope obligatoire izay natao mirary.
🔥Garantie tsy maintsy mahay
🔥Pratique 97% théorie 3%
🔥Voafetra be ny toerana ary rehefa feno dia tsy mandray intsony izahay.
💎Amidio ny fanananao rehetra amidy fahalalana tsara.💎Ohabolana 4:7
⛔Amin'ny formation ihany vao mandoha ny frais de Polycope