Boost Page & Publication Madagascar

  • Home
  • Boost Page & Publication Madagascar

Boost Page & Publication Madagascar Booster ou Sponsoriser votre Page ou Votre Publication Facebook pour 6000Ar/jour

03/03/2021

👉 A lire - Vakio tsara ny fepetra 👈

‼️CGV - Conditions Générales de Vente‼️

Horaire : Lundi au Samedi - 08h a 20h30

Ireto fepetra manaraka ireto dia tsy maintsy hajaina sy arahana raha te hanjifa ny tolotra eto @ page Boost Page & Publication Madagascar ianao

✔️ Ny Boost Page & Publication Madagascar dia service en ligne eto @ facebook ihany fa tsy manana birao
✔️ Ny boost page sy ny boost publication dia voafehin'ny règlement publicitaire napetraky ny facebook fa tsy azo boostena daholo ny zavatra rehetra. Ity ny rohy raha hamaky ianao https://m.facebook.com/policies/ads/
✔️ Tsy maintsy manana page ianao vao afaka manao boost page na boost publication na boost video
✔️ Alefanao amiko ny capture ecran an'ny pagenao na publication anao na video anao izay ho boostena ho jereko na mety boostena na tsia
✔️ Alefanao amiko ny nombre de jours sy ny cible (ville, sexe, age) hanaovana ilay boost anao
✔️ Ny boost rehetra dia tsy maintsy misy fotoana hanaovan'i facebook examen na validation (10mn a 6h max)
✔️ Rehefa active (novalideni facebook) ny boost anao dia mbola ataoko en pause aloha ny boost mandrampadefanao ny vola raha tsy hoe alefanao mialoha ny vola
✔️ Rehefa voaraiko ny vola dia ataoko play (activeko avy hatrany ny boost anao)
✔️ Ny vola alefa dia tsy maintsy fenoina tsara fa tsy azo atao latsaka ny vola tokony alefa (Aza atao aloha ny boost anao na tsy ampy 50Ar aza ny volanao fa tsy manao trosa)
✔️ Raha tsy ampy ny vola nampandefasanao teny @ cash point dia mila fenoina avy hatrany fa tsy avy amiko no tsy nahafeno azy na 50Ar aza
✔️ Ny vola dia atao mobilemoney ary ny fandefasana mobilemoney dia tsy maintsy asiana frais de retrait foana
✔️ Tsy maintsy alefa ny vola refa active ny boost fa tsy manao trosa oe rariva na rapitso vao alefa ny vola raha tsy zany tsy mande mintsy ny boost anao
✔️ Raha sanatria misy olana ny boost dia tsy maintsy milaza aminao aho dia na averina ny vola na hanaovana boost @ manaraka ny ambiny raha misy
✔️ Rehefa tsy azo @ telephone za dia sahirana zay fa ataovy MP fa itako sy valiako foana ianao
✔️ Matoa tsy voavaly eo no eo ny MP anao dia sahirana za zay na be dia be eo alohanao dia mbola milahatra
Misaotra anao namaky hatramin'ny farany

👉 Contact : 📩 MP na 📞 034 13 908 04

12/09/2019

Boostez votre Page et votre Publication.
Obtenez plus de clients.
Maximiser vos ventes.
Faites vous connaitre sur Facebook.

Address


Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Boost Page & Publication Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

  • Want your business to be the top-listed Advertising & Marketing Company?

Share