14/08/2026
💥💥 FIDIRAM-BOLA BE IZAO NY MANAO PROVANDE FA AZA TARA !....
💥💥 DISPONIBLE indray ato aminay ny :
⚡ BROYEUR 24 MARTEAUX.,
Misy maromaro izy ato.
🔴 3 TAMIS (KOBA, PROVANDIN'AKOHO SY PROVANDE KISOA).
🔴 Vatany : VY Matevina be (Tôle de 8)
🔴 Vita Malagasy hatrany ny antsika. 🤝 MAFY SY MATEZA
Prix : 3.000.000 ar sans moteur.
Avec moteur + châssis : 7.200.000 ar.
🚚 Mandefa any amin'ny faritra.