30/07/2026
| QUESTION DU JOUR❓ | Mbola betsaka no tsy mahazo tsara dia misy koa no mbola tsy mahafantatra mihintsy , dia andao ary hazavaintsika kely 👋
📝 6.000 Ar par jour na 1$ par jour hozy tsika :
- Tsara fa kely ny personne touchée, kely kokoa izany ny olona hiparitahan'ilay boost anao , indrindra raha fohy ihany koa ny durée safidianao handehanan'ilay boost 📉
- Raha te hampiasa an'ilay 6.000 Ar par jour izany ianao dia tsara kokoa raha lavalava ny durée (ohatra hoe 5jours miakatra).
📝 12.000 Ar par jour na 2$ par jour hozy tsika :
- Avo roa heny ny olona hiparitahan'ilay boost anao raha oharina amin'ilay 1$ par jour raha io no ampiasaina 📈 Tsara matetika ny vokatra na dia fohy aza ny durée nosafidianao handehanan'ilay boost ✨
- Raha misy zavatra tianao lancena haingana ohatra hoe arrivage na liquidation dia ity 12.000 Ar ity no tsara kokoa 🤗
- Rehefa hanao boost page ihany koa dia ity 12.000 Ar ity no ahitana vokatra kokoa raha oharina amin'ilay 6.000 Ar 🤗
✨ Marihina fa ny mahasamihafa an'ireo prix roa ireo no voaresaka teo fa mamerina foana izahay hoe raha mety ny fahafahana dia tsara foana ny mampiasa budget ambony rehefa manao boost . Mirary soa antsika rehetra 🥰
📩 Mandefasa message avy hatrany fa misokatra amin'ny fiaraha-miasa rehetra izahay 🤗