Communication and Marketing management

Communication and Marketing management Mampitombo ireo mpanaraka anao ao amin'ny page-nao sy mpijery ireo publication ataonao

14/10/2023

Tsara foana ny mifaly amin'izay ananao❤️

🤣
12/10/2023

🤣

09/10/2023

Ilay fika e🤣

04/10/2023

🤣🤣

Misy hisainana tsara Rary soa🥰
03/10/2023

Misy hisainana tsara
Rary soa🥰

Toy izao ny resaka nifanaovako tamin'olona hahantra mandrakizay raha tsy miova...

▶️Fa maninona ianao no tsy miasa?
❌Satria tsy mahita asa aho kooo

▶️Maninona raha mitady asa?
❌Aiza nefa no hahita e?

▶️Maro be ny tolotr'asa eny rehetra eny, na ao anatin'ireny groupe Facebook ireny aza dia efa be dia be ny offre!
❌Ka za anie tsy manana traikefa e (expérience)

▶️Maninona ary raha manao asa tsy mitaky traikefa aloha e? Na maninona raha manao stage aloha mha hahazahoana expérience?
❌ Ny mahasosotra amin'ireny anie kely karama loatra e, sady mandany fotoana be nefa ataon'ny orinasa boto.

▶️Ny traikefa anie no zava-dehibe e, tsy aleo mahazo kely toy izay tsy manao n'inona n'inona?
❌Tsy mety amiko zany asa kely karama zany, asa be karama zao no tadiaviko.

▶️Ny karama be anie mitaky diplaoma sy traikefa be e, mila mianatra sy manao concours zany ianao...
❌Efa tsy amin'izany intsony ny saiko, efa ny hahazo vola zao no imasoako

▶️Ary raha manao varotra indray ary e? Na manao bizna, asa-tena...
❌Ny olako anie : tsy manana fonds amin'izany aho e

▶️Be dia be zao no te hampiasa vola raha tsara projet ianao...
❌Tsy mety amiko izany mitrosa zany, lafo be ny zana-bola amin'izao

▶️Ary raha mitady mpiara-miombon'antoka?
❌ Ka ny olana dia tsy misy azo hitokisana mihitsy ny olona amin'izao ry M. Ratsimba ah

▶️Sady tsy te hiasa zany ianao no tsy mety aminao koa ilay fandraharana?
❌ Ka ilay sécurité eto amin'ny tanana koa anie mahamay be e, tery zao ny cash point voaroba tamin'ny volana sekkktambra...

▶️Dia tsy anao n'inona n'inona izany? Dia inona ihany ary izany no mety aminao ity?
❌Mila vonjy aminao aho fa tena tsy misy laoka mihitsy izahay androany hariva....

-------------------------------------------------------------------------------------------------------

Mifohaza namana ah
Hampangino ny saina mpitady excuse dia asaivo miteny amin'izay ny saina mpamorona solution

Tsy mbola nisy be excuses tafita amin'ny fiainana
Zaro ny sainao tsy hamorona excuse

Hey, mitsangàna, batao ny fandriananao dia mandehana.

Tsara ity alatsinainy ity

Address

Mandaniresaka
Antsirabe

Opening Hours

Monday 06:00 - 22:00
Tuesday 06:00 - 22:00
Wednesday 06:00 - 22:00
Thursday 06:00 - 22:00
Friday 06:00 - 22:00
Saturday 06:00 - 22:00
Sunday 10:00 - 22:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Communication and Marketing management posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share