09/01/2024
Confiture vaovao bé, vita amin'ny vomanga
Tsara sady ara-pahasalamana ary mety ho an'ny rehetra 😘
Efa azo jifaina amin'ny lanjany 300g sy 100g .
Ety Mahazoarivo Avaratra no ahitana azy
Na miditra mp direct @ Di'art Fanantenanaa