16/04/2026
Efa tonga eto amintsika eto antsirabe ny Tsingy Rouge Madagascar ☺️.. manasa antsika ary handray anjara apiny vidiny morary dia morary 🥰.. 100% coton 😘
Couleur isan'karazany ❤️❤️
Mitafy ny tsingy Rouge ☺️ Mitafy an'i Madagascar iany koa ❤️