23/05/2025
π΄ π©ππ’π©ππ’ πππ₯ππ‘π¬ :
π’ Fiovana amin'ny Khutbatoul Jumu'ah eto Antsiranana
Assalam alaykum wa rahmatullahi wa barakatuh,
Misy fiovana amin'ny fandaharana Khutbah Jumu'ah androany noho ny antony tsy avy aminay.
Ireto avy ny :
β
οΈ Sheikh GaΓ«tan: dia Khatwib ao @ Masjid Arabe .
β
οΈ Sheikh IsmaΓ«l: dia Khatwib ao @ Masjid Bambao .
β
οΈ Sheikh Amada: dia Khatwib ao @ Masjid Salam Tanamboa 5 .
β
οΈ Sheikh StΓ©phane: dia Khatwib ao @ Masjid Dar ul Hikmat, Cap Diego
β
οΈ Sheikh Sadam: dia Khatwib ao @ Masjid Salam Zanatany Soafeno.
π‘π πππππ πππ‘ππ‘π π§ππ ππ