Mahajanga Nakay Ofisialy

Mahajanga Nakay Ofisialy Nentsika jiaby

21/05/2026

๐ŸšจALLO ALLO ๐Ÿšจ
MISY BALY BOJO @ VILLAGE TOURISTIQUE DE PENTECร”TE
AZA TARA ATSIKA

20/05/2026

Atony sary ts tadidiny anรฉ rah iny ๐Ÿคฃ

๐— ๐—ฝ๐—ถ๐—ป๐—ผ ๐˜€๐—ถ๐—น๐—ฎ๐—บ๐—ผ ๐— ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐˜€๐˜† :๐Ÿ‘ณ๐—›๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ณ๐—ถ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ต๐—ถ๐—ป๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—Ÿ๐—ฎ ๐— ๐—ฒ๐—ฐ๐—พ๐˜‚๐—ฒ. ๐Ÿ”นNoraisin'ny Filohan'ny Fanavaozana, Kolonely Rand...
19/05/2026

๐— ๐—ฝ๐—ถ๐—ป๐—ผ ๐˜€๐—ถ๐—น๐—ฎ๐—บ๐—ผ ๐— ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐˜€๐˜† :

๐Ÿ‘ณ๐—›๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ณ๐—ถ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ต๐—ถ๐—ป๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—Ÿ๐—ฎ ๐— ๐—ฒ๐—ฐ๐—พ๐˜‚๐—ฒ.

๐Ÿ”นNoraisin'ny Filohan'ny Fanavaozana, Kolonely Randrianirina Michaรซl teny amin'ny Lapam-panjakana Ambohitsorohitra androany alatsinainy 18 Aprily 2026 ireo solontenan'ny mpino silamo manerana an'i Madagasikara, hanatanteraka fivahinianana masina mandritra ny 5 andro any La Mecque, Arabie Saoudite

๐Ÿ”น Nilaza moa ny Filohan'ny Fanavaozana fa firenena laรฏka i Madagasikara ka tsy manaraka finoana ary mametraka ny finoana rehetra eto Madagasikara ho fanoitra entina hiady amin'ny fahantrana ka hifanampy amin'ny Fanjakana.
Mahajanga Nakay Ofisialy

๐Ÿšจ FARITRY NY SERANAM-PIARAMANIDINA AMBOROVY : HISY FEPETRA  ๐ŸšจNomena fe-potoana iray volana ireo mpamboly niditra an-tsok...
14/05/2026

๐Ÿšจ FARITRY NY SERANAM-PIARAMANIDINA AMBOROVY : HISY FEPETRA ๐Ÿšจ

Nomena fe-potoana iray volana ireo mpamboly niditra an-tsokosoko ao anatinโ€™ny faritry ny Seranam-piaramanidina Amborovy, Mahajanga, mba hialana ao an-toerana.

Ho anโ€™ireo trano efa mijoro kosa dia andrasana aminโ€™ny 21 Mey izao ny didy havoakanโ€™ny fitsarana mikasika izany raharaha izany.

Araka ny lalร na manan-kery dia tsy tokony hisy trano na fambolena ao anatinโ€™ny 150 metatra manodidina ny faritry ny seranam-piaramanidina.

Na izany aza, nanambara ny fitondram-panjakana fa hisy ny vahaolana homena ireo tompon-trano voakasikโ€™ity fanapahan-kevitra ity.

Tonga nijery ifotony sy nanazava ireo lamina tsy maintsy arahina ny Minisitry ny Fitaterana sy ny Famantarana ny Toetrandro.

Nambarany fa raha tiana ho tafiditra anatinโ€™ireo seranam-piaramanidina iraisam-pirenena manaraka fenitra i Mahajanga dia tsy maintsy hajaina ireo fepetra napetraka. Raha tsy izany dia mety handraisana fepetra ny Seranam-piaramanidina Amborovy noho ny tsy fanarahana ny fenitra iraisam-pirenena.


Mahajanga Nakay Ofisialy

13/05/2026

INO RAHA TENA TSY ADINONAO MANDRAKIZAY
A MAHAJANGA ETO

๐— ๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ข๐—ป๐—ถ๐˜ƒ๐—ฒ๐—ฟ๐˜€๐—ถ๐˜๐—ฒ 13 ๐—ง๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—™๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฝ๐—ผ๐˜‡๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ-๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—ณ๐—ผ :Mpianatra 13 mianadahy,  mianatra ao aminโ€™ny Oniversite n...
05/05/2026

๐— ๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ข๐—ป๐—ถ๐˜ƒ๐—ฒ๐—ฟ๐˜€๐—ถ๐˜๐—ฒ 13 ๐—ง๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—™๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฝ๐—ผ๐˜‡๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ-๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—ณ๐—ผ :

Mpianatra 13 mianadahy, mianatra ao aminโ€™ny Oniversite ny Mahajanga no tratrany fanapoizinana ara-tsakafo ny Sabotsy faha-2 Mey 2026 lasa teo.

Raha ny fanazavana nomenโ€™izy ireo dia ny nihinana salade de patte tamina toeram-pisakafoana iray tao Ambohimandamina izay efa mahazatra azy ireo no nahatonga izao aretina izao.

Nisy taminโ€™izy ireo no efa nahatsapa ny fiovanโ€™ny tsiro tamin" aminโ€™ilay sakafo taminโ€™io fotoana io ihany , saingy noho ny fahatokisana dia nihinana ihany.

Efa nampandre ny tomponโ€™ilay gargotte fisakafoana ireo mpianatra ireo.

Efa manaraka fitsaboana avokoa ao aminโ€™ny CHU MAHAVOKY ATSIMO Mahajanga ireo tanora ireo ary efa betsaka ny nalefa nody satria efa sitrana
Nanamafy ny tao@CHU Mahavoky Atsimo fa tsy misy atahorana ny fahasalaman"izy ireo

Mahajanga Nakay Ofisialy

30/04/2026

Eto Mahajanga ihany no misy an'izany hoeโ€ฆ ๐Ÿคฃ๐Ÿ˜๐Ÿ˜ญ

๐Ÿ”ด SEKOLY ST GABRIEL โ€“ MAHAJANGAโš ๏ธ FAMPANDRENESANATsy misy ny fampianarana anio ao aminโ€™ny sekoly St Gabriel Mahajanga, n...
27/04/2026

๐Ÿ”ด SEKOLY ST GABRIEL โ€“ MAHAJANGA

โš ๏ธ FAMPANDRENESANA

Tsy misy ny fampianarana anio ao aminโ€™ny sekoly St Gabriel Mahajanga, noho ny tranga nahitana mpianatra maromaro tratra ny ambalavelona tao anatinโ€™ny sekoly
๐Ÿ“Œ Efa nandray fepetra avy hatrany ny tomponโ€™andraikitra ary naato vonjimaika ny fampianarana.
๐Ÿ™ Antso avo ho anโ€™ny ray aman-dreny sy ny mpianatra rehetra mba hitandrina sy hanaja ny fitsipi-pifehezana.
Mahajanga Nakay Ofisialy

24/04/2026

๐Ÿšจ FA MIALA ANY JODA CAPTAY ๐Ÿšจ

Corรฉe du Nord ๐Ÿ‡ฐ๐Ÿ‡ต  atao arbitre ๐Ÿง‘โ€โš–๏ธ ๐Ÿคช๐ŸคชFIFA World Cup Mahajanga Nakay Ofisialy
03/04/2026

Corรฉe du Nord ๐Ÿ‡ฐ๐Ÿ‡ต atao arbitre ๐Ÿง‘โ€โš–๏ธ
๐Ÿคช๐Ÿคช
FIFA World Cup
Mahajanga Nakay Ofisialy

Address

Mahajanga
Boeny
401

Telephone

+261326485170

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mahajanga Nakay Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mahajanga Nakay Ofisialy:

Share