VJCL-Diego

VJCL-Diego Natao ifampizarana vaovao s'y n'y zava-misy .

06/07/2025
Fetim-pirenena komorianina : Naresaka koa ny teto AntsirananaTsaroagna niany ny taona nahazoan'ny firenena komorianina n...
06/07/2025

Fetim-pirenena komorianina : Naresaka koa ny teto Antsiranana
Tsaroagna niany ny taona nahazoan'ny firenena komorianina ny fahaleovan-tegnany. Ke agnisany nankalaza izegny ny teratany komorianina eto Antsiranana. Hetsika filaharam-be nihodidina ny tananan'ny Diego no nanombohana ny hetsika maraina teo. Hitohy amin'ny lanonana ofisialy folak'andra ary hetsika kolotsaina.

Address

Diego

Telephone

+261321106547

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when VJCL-Diego posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share