Ma'Landy

Ma'Landy Ny pejy dia fivarotana sy fahapahafantarana ny momba ny vokatra lambalandy

Ventes et descriptions des produits issus du tissage de soie sauvage

16/01/2024
Asa tanàna natao hatrin'ny ela teto Madagasikara ny tenona.Ny Ma'Landy dia anisany manandratra avo izany asa tanàna nolo...
19/09/2023

Asa tanàna natao hatrin'ny ela teto Madagasikara ny tenona.

Ny Ma'Landy dia anisany manandratra avo izany asa tanàna nolovaina izany.

Kanefa tsy hovoasandratra avo izany raha tsy eo ianareo mpanjifa.
Ko dia mankasitraka sy mankatelina ary mirarisoa anareo izahay.

Misaotra nitsidika ny pejy 😇.

Vonona haterina aminareo mpanjifa 😇Alefaso ary ny kaomandy fa vonona hatrany izahay ato amin'ny Ma'Landy hanome fahafaha...
08/09/2023

Vonona haterina aminareo mpanjifa 😇

Alefaso ary ny kaomandy fa vonona hatrany izahay ato amin'ny Ma'Landy hanome fahafahampo anao.

Mankasitra anao nitsidika ny pejy 👊🏽

Mpanjifa afampo 😊Akanjo vokarina ato amin'ny Ma'Landy Azo atao amin'ny loko safidinao 😁Manjifà ny vita gasy, fa tombony ...
07/09/2023

Mpanjifa afampo 😊

Akanjo vokarina ato amin'ny Ma'Landy

Azo atao amin'ny loko safidinao 😁

Manjifà ny vita gasy, fa tombony hoan'ny rehetra.

Mankasitraka anao nitsidika ny pejy 👊🏽

Mivarotra ireny lamba atao ravakin'ny akanjo ireny koa ny Ma'Landy Mandefasa hafatra miafina raha toa ka mahaliana anao ...
07/09/2023

Mivarotra ireny lamba atao ravakin'ny akanjo ireny koa ny Ma'Landy

Mandefasa hafatra miafina raha toa ka mahaliana anao izany 🙂

Misy karazany telo ny loko natoraly ary tsy miofoka azo isafidiananao :
▪︎natoraly (maron claire)
▪︎maniry (grena)
▪︎fotsy volon-tany (beige)

Marihina fa :
¤ Landy ihany ny vokarina 😇
¤ Lamba no amidy fa tsy izahay no manjaitra azy 😇

Mankasitraka anao nandalo teto amin'ny pejy 👊🏽

31/05/2022

💥 Ny tenona 💥

24/11/2021

Fanenomana lamba hatao haingo ny akanjo hoan'ny vehivavy 😇

Lamba hatao akanjo tohitena hoan'ny vehivavy 👗Prix : 200 000 arAndefaso hafatra miafina raha toa liana ianao 😉😇
22/11/2021

Lamba hatao akanjo tohitena hoan'ny vehivavy 👗

Prix : 200 000 ar

Andefaso hafatra miafina raha toa liana ianao 😉😇

Salanitra e!Anisany mandray anjara amin'ny fampirantiana sy fapahafantarana ny fandraharahana misy eto amin'ny  faritra ...
20/11/2021

Salanitra e!

Anisany mandray anjara amin'ny fampirantiana sy fapahafantarana ny fandraharahana misy eto amin'ny faritra Matsiatra Ambony koa i Ma'Landy amin'izao FORUM DE L'EMPLOI ET DE L'ENTREPRENEURIAT izao, izay tanterahina ao amin'ny Alliance Française de Fianarantsoa anio 20 novambra 2021.

Manasa anao hitsidika fa hohitanao sy hofantatrao ny hahakanton'ny landy sy ireo zava-bitany 😇

27/08/2021

Address

Fianarantsoa
601

Telephone

+261347938601

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ma'Landy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ma'Landy:

Share