Comité Jeune Diosezy Fianarantsoa/Antily 100Taona

Comité Jeune Diosezy Fianarantsoa/Antily 100Taona AIM Diosezy Fianarantsoa

Tsara ho Fantatra ihany👏 Andro faha 03⚜️Antilin'i Madagasikara Diosezy Fianarantsoa Izy roa  reo no solotegnan'ny Diosez...
28/08/2026

Tsara ho Fantatra ihany👏 Andro faha 03
⚜️Antilin'i Madagasikara Diosezy Fianarantsoa
Izy roa reo no solotegnan'ny Diosezy Fianarantsoa, izay namonjy ny fihaonambe Nasionaly tompon'andraikitra Sampana Lovitao any Andasibe Moramanga.
" Miaraka _ Mifanohana _ Manompo "
Andasibe Moramanga ( 25 _ 30 Août)
Mirary soa ho anareo lesy hahavita ny lasy🙏
Lucie Mampiandra
Antsera Miaritra

🚨Fiantsoana FIVORIAMBE📢ANTILIN'I MADAGASIKARA DIOSEZY FIANARANTSOA Koa entanina isika rehetra izay voakasika amin'izany ...
24/08/2026

🚨Fiantsoana FIVORIAMBE📢
ANTILIN'I MADAGASIKARA DIOSEZY FIANARANTSOA
Koa entanina isika rehetra izay voakasika amin'izany mba hiomanana dienizao,satria hery lehibe hoan'ny fikambanana ny fahatongavan'elahy isany🙏
Raha mila fanazavana feno mahakasika ny andinindininy amin'izay elahy isany dia antsoy ity numéro ity:
☎️0343920730

AIM_DIOSEZY FIANARANTSOA

AO VE ÔÔÔ😁🔵 Mitodika manokana amin'ireto Mpampiofana Ireto lesy, misaotra mankasitraka lesy zalah🙏 milay elahy isany e✍️...
10/08/2026

AO VE ÔÔÔ😁
🔵 Mitodika manokana amin'ireto Mpampiofana Ireto lesy, misaotra mankasitraka lesy zalah🙏 milay elahy isany e✍️
🔵Na izany tsy atao hadino lesy nareo tao amin'ny fitantanana, tena nilamina mihitsy ny retraretra, tena mbola tsy te hody mihitsy ny rehetra anaovazalah azy, zany ka fitantan'ny Lasy marina, mangarahara mihitsy eee🙏
🔵Bravo DAHOLO isika rehetra e🙏Omena Bravos fopla koa izay tsy tonga eee😂
Merci beaucoup fitantana:
Andraina Aubin Marie Ratsimbazafy
Lucie Mampiandra
-panofanana Grand-Sud

LASY FIOFANANA GRAND-SUD TETO RANOMAFANAVoninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany ary Isaorana Andriamanitra fa tontos...
10/08/2026

LASY FIOFANANA GRAND-SUD TETO RANOMAFANA
Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany ary Isaorana Andriamanitra fa tontosa soamatsara ny lasy FIOFANANA GRAND-SUD 🙏
09 Aogositra 2026 no nifarana ny Lasy FIOFANANA GRAND-SUD izay natao teto RANOMAFANA ary nofaranana tamin'ny LAMESA.
✓Tamin'izany no nizarana ny tapaporohana roa sy telo(TP2, TP3), ny nahazo Amboara⚜️

🔵Tolorana fisaorana ny Mpampiofana, Mpikarakara, ny mpiofana rehetra.
✓Miarahaba manokana ireo nahavita ny fiofanana, ireo notolorana tapaporohana ary ireo nahazo Amboara.
🔵 Nahatratra zato(100) mahery ireo mpandray anjara ary nahitana solotena ny isaky Diosezy afatsy Diosezy MORONDAVA.
🔵 Nandritra ny Fiofanana dia nisy pretra 02 nandray anjara tamin'izany, isaorana manokana ireo Ray am-panahy ireo, izay nanaiky atsitra-po ny hanarahan'izy ireo ny soridalam-pikambanana 🙏

⚜️TAPITRA OMALY 09/08/26 ny LASY⚜️

🔵Araka ny vaovao voaray dia ankamaroan'ny rehetra dia efa tonga any antokatranon'ny iaby, hoan'izay mbola andalana dia mirary azy ho tonga soa eeee🙏
-panofanana Grand-Sud

⚜️LASY FIOFANANA GRAND-SUD ETO RANOMAFANA ⚜️Andia-tsarary 🥰🔴Andro faha 08 : Mandeha ny fotoana, nefa na ny mpampiofana, ...
08/08/2026

⚜️LASY FIOFANANA GRAND-SUD ETO RANOMAFANA ⚜️
Andia-tsarary 🥰
🔴Andro faha 08 : Mandeha ny fotoana, nefa na ny mpampiofana, mpiofana dia samy tena mbola vonona tsara, mbola samy agnatiny fifantohana tsara🙏
✓Eto anefa dia Isaorana mialoha ny mpampiofana rehetra, ny mpikarakara ny lasy Fiofanana ity🙏
*Niavaka tokoa ity lasy Fiofanana indray mitoraka ity satria, nahitana pretra (Mon père) niofana nanao ZARY, izany hoe : Nandritra ny Lasy dia voky vatsim-panahy ny tsirairay 🥰Merci Mon Père 🙏
✓Ny androany ihany koa no anehoanireo mpiofana ampahibe maso ny devoir natao nandritra ny Fiofanana ✍️
+++++++++++++++++++++++++++++
🔴Ny Omaly 07 Aogositra 2026 no nanatanterahana ny LAHASA lehibe.
✓Ho an'ny Fanabeazana hatrany 🙏
-panofanana Grand - Sud

NY LASY FIOFANANA GRAND-SUD IZAY ATAO ETO RANOMAFANA ⚜️Andro faha 05 sy faha 06🔴 Mizotra antsakany sy andavany izany Las...
06/08/2026

NY LASY FIOFANANA GRAND-SUD IZAY ATAO ETO RANOMAFANA ⚜️Andro faha 05 sy faha 06
🔴 Mizotra antsakany sy andavany izany Lasy Fiofanana Grand-Sud izany aty RANOMAFANA 🙏
✓Araka ny fandaharam-potoana, ny Omaly 05 Aogositra 2026 no niditra Camp ihany koa ireo mpiofana hanatrika fiofanana ZARY sy HAZA
Ny Omaly 05 Aogositra iha koa, araka ny fandaharam-potoana no filomanosana tao amin'ny Piscine RANOMAFANA, Piscine tena manana ny lazany aty antoerana, izany hoe,vao niditra Camp ireo Filoha hiofana ZARY sy HAZA dia notsenaina tamin'ny filomanosana tao amin'ny piscine 🥰
++++++++++++++++++++
🔴Ny androany 06 Aogositra 2026 indray no nirosoan'ireo ralahintsika ny Velirano hoan'ny mpiofana tokony hiroso amin'izany🙏koa dia miarahaba anareo lesy zalah, ho anareo vo nahavita ny Velirano nandroany 🙏
✓Eto anefa dia miarahaba manokana ho anareo izay mankalaza ny tsingerin-taona nahaterahana androany Lucie Mampiandra , Tsipeko Mijoro 🎉🎂

Joyeux anniversaire lesy zalah, mirary soa ho anareo hatrany hatrany🎉🎂
-panofanana Grand-Sud

Mizotra antsakany sy andavany ny Lasy Fiofanana GRAND-SUD izay tanterahina eto RANOMAFANA ny 01 - 09 Aogositra 2026✍️✓Ko...
04/08/2026

Mizotra antsakany sy andavany ny Lasy Fiofanana GRAND-SUD izay tanterahina eto RANOMAFANA ny 01 - 09 Aogositra 2026✍️
✓Koa dia mirary soa hoan'ny Mpampiofana rehetra ny mpikarakara, ny mpiofana rehetra hahatontosa izany hatramin'ny farany🙏
-panofanana zone-Sud

❤✨ 𝙎𝙁𝙃 ✨❤
13/05/2026

❤✨ 𝙎𝙁𝙃 ✨❤

⚜𝘼𝙉𝙏𝙄𝙇𝙔 𝙑𝙊𝙉𝙊𝙉𝘼 𝙈𝘼𝙉𝘿𝙍𝘼𝙆𝘼𝙍𝙄𝙑𝘼⚜𝙍𝙖𝙝𝙖𝙢𝙥𝙞𝙩𝙨𝙤 𝙣𝙮 𝙛𝙤𝙩𝙤𝙖𝙣𝙖 𝙧𝙮 𝙧𝙖𝙝𝙖𝙡𝙖𝙝𝙮 🙏⚜
13/05/2026

⚜𝘼𝙉𝙏𝙄𝙇𝙔 𝙑𝙊𝙉𝙊𝙉𝘼 𝙈𝘼𝙉𝘿𝙍𝘼𝙆𝘼𝙍𝙄𝙑𝘼⚜

𝙍𝙖𝙝𝙖𝙢𝙥𝙞𝙩𝙨𝙤 𝙣𝙮 𝙛𝙤𝙩𝙤𝙖𝙣𝙖 𝙧𝙮 𝙧𝙖𝙝𝙖𝙡𝙖𝙝𝙮 🙏⚜

𝙉𝘼𝙈𝘼𝙉'𝙄 𝘼𝙉𝙏𝙄𝙇𝙔 𝙉𝙔 𝙕𝘼𝙉𝘿𝘼𝙍𝙔 👮💙🤝⚜𝙀𝙣𝙮 𝙚 𝙯𝙖𝙧𝙚𝙤 𝙣𝙞𝙚 𝙚𝙛𝙖 𝙣𝙖𝙢𝙖𝙣𝙖 𝙛𝙤𝙣𝙖 𝙚, 𝙛𝙖 𝙞𝙣𝙤𝙣𝙖 𝙢𝙖𝙧𝙞𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙩𝙚𝙣𝙖 𝙯𝙖𝙫𝙖-𝙣𝙞𝙨𝙚𝙝𝙤? 𝙊𝙢𝙖𝙡𝙮 𝙩𝙤𝙣𝙩𝙤𝙡𝙤 𝙖𝙣𝙙𝙧...
02/05/2026

𝙉𝘼𝙈𝘼𝙉'𝙄 𝘼𝙉𝙏𝙄𝙇𝙔 𝙉𝙔 𝙕𝘼𝙉𝘿𝘼𝙍𝙔 👮💙🤝⚜

𝙀𝙣𝙮 𝙚 𝙯𝙖𝙧𝙚𝙤 𝙣𝙞𝙚 𝙚𝙛𝙖 𝙣𝙖𝙢𝙖𝙣𝙖 𝙛𝙤𝙣𝙖 𝙚, 𝙛𝙖 𝙞𝙣𝙤𝙣𝙖 𝙢𝙖𝙧𝙞𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙩𝙚𝙣𝙖 𝙯𝙖𝙫𝙖-𝙣𝙞𝙨𝙚𝙝𝙤?
𝙊𝙢𝙖𝙡𝙮 𝙩𝙤𝙣𝙩𝙤𝙡𝙤 𝙖𝙣𝙙𝙧𝙤 𝙙𝙞𝙖 𝙣𝙞𝙛𝙖𝙢𝙥𝙞𝙩𝙖𝙤𝙣𝙖 𝙩e𝙣𝙮 @𝙀𝙆𝘼𝙍 𝙏𝙧𝙞𝙣𝙞𝙩𝙚 𝙈𝙖𝙨𝙞𝙣𝙖 𝘼𝙢𝙗𝙖𝙩𝙤𝙫𝙤𝙧𝙮 𝙞𝙧𝙚𝙩𝙤 𝘼𝙣𝙩𝙞𝙡𝙮 𝙞𝙧𝙚𝙩𝙤, 𝙉𝙖𝙣𝙖𝙤 𝙙𝙞𝙣𝙞𝙠𝙖 𝙢𝙖𝙣𝙤𝙙𝙞𝙙𝙞𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙇𝙤𝙝𝙖-𝙃𝙚𝙫𝙞𝙩𝙧𝙖 𝙁𝙤𝙩𝙤𝙩𝙧𝙖: 𝙉𝙔 𝙏𝘼𝙉𝙊𝙍𝘼 𝙎𝙔 𝙉𝙔 𝙁𝙄𝘼𝙄𝙉𝘼𝙉𝙔.

𝙈𝙖𝙧𝙤 𝙣𝙮 𝙩𝙚𝙗𝙤𝙠𝙖 𝙫𝙤𝙖𝙧𝙚𝙨𝙖𝙠𝙖 𝙩@ 𝙞𝙯𝙖𝙣𝙮 𝙖𝙧𝙮 𝙩𝙚𝙣𝙖 𝙝𝙞𝙩𝙖 𝙨𝙮 𝙩𝙚𝙣𝙖 𝙩𝙨𝙖𝙥𝙖 𝙛𝙖 𝙞𝙡𝙖𝙞𝙣'𝙣𝙮 𝙏𝙖𝙣𝙤𝙧𝙖 𝙚𝙣𝙮 𝙛𝙖 𝙝@ 𝙈𝙥𝙖𝙣𝙖𝙗𝙚 𝙖𝙧𝙮 𝙣𝙮 𝙢𝙖𝙢𝙥𝙞𝙩𝙤𝙢𝙗𝙤 𝙣𝙮 𝙛𝙖𝙝𝙖𝙡𝙖𝙡𝙖𝙣𝙖𝙚𝙛 𝙖𝙣𝙖𝙣𝙖𝙣𝙮 𝙢𝙗𝙖 𝙝𝙖𝙝𝙖𝙛𝙖𝙝𝙖𝙣𝙮 𝙢𝙖𝙣𝙤𝙡𝙤𝙩𝙧𝙖 𝙨𝙮 𝙢𝙖𝙢𝙤𝙡𝙖𝙫𝙤𝙡𝙖 𝙣𝙮 𝙕𝙖𝙩𝙤𝙫𝙤 𝙞𝙯𝙖𝙮 𝙞𝙖𝙣𝙙𝙧𝙚𝙠𝙚𝙩𝙖𝙣𝙮 𝙢𝙗𝙖 𝙝𝙤 𝙤𝙡𝙤𝙢𝙗𝙖𝙣𝙤𝙣𝙖.

💜𝘼𝙣𝙩𝙞𝙮 𝙖𝙝𝙤, 𝙞𝙯𝙖𝙝𝙤 𝙣𝙤 𝙩𝙤𝙢𝙥𝙤𝙣'𝙖𝙣𝙙𝙧𝙖𝙞𝙠𝙞𝙩𝙧𝙖 𝙫𝙤𝙖𝙡𝙤𝙝𝙖𝙣𝙮 @ 𝙝𝙤𝙖𝙫𝙞𝙠𝙤
💜𝘼𝙣𝙩𝙞𝙡𝙮 𝙖𝙝𝙤 𝙠𝙖 𝙢𝙖𝙣𝙙𝙖𝙡𝙖 𝙨𝙮 𝙢𝙞𝙠𝙖𝙟𝙮 𝙣𝙮 𝙖𝙞𝙣𝙖
💜𝘼𝙣𝙩𝙞𝙡𝙮 𝙖𝙝𝙤 𝙠𝙖 𝙢𝙞𝙫𝙚𝙡𝙤𝙣𝙖 𝙨𝙮 𝙢𝙞𝙖𝙞𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙁𝙖𝙢𝙥𝙞𝙖𝙣𝙖𝙧𝙖𝙣'𝙣𝙮 𝙀𝙜𝙡𝙞𝙯𝙮 𝙆𝙖𝙩𝙤𝙡𝙞𝙠𝙖 𝘼𝙥𝙤𝙨𝙩𝙤𝙡𝙞𝙠𝙖 𝙍𝙤𝙢𝙖𝙣𝙞𝙣𝙖
💜𝘼𝙣𝙩𝙞𝙡𝙮 𝙖𝙝𝙤 𝙢𝙖𝙝𝙖𝙮 𝙢𝙖𝙢𝙖𝙧𝙞𝙩𝙧𝙖 𝙏𝙖𝙣𝙟𝙤𝙣𝙖 𝙢𝙖𝙯𝙖𝙫𝙖 𝙢𝙗𝙖 𝙝𝙖𝙝𝙤𝙢𝙗𝙞𝙖𝙯𝙖𝙠𝙤

Address

Fianarantsoa
301

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Comité Jeune Diosezy Fianarantsoa/Antily 100Taona posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share