BABA d'or

BABA d'or Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from BABA d'or, Screen Printing & Embroidery, Antarandolo, Fianarantsoa.

Mankasitraka hatrany ho an'ireo izay misafidy anay, ianao sisa andrasana ary eee🤗🥰Tongava ary manao commande ato aminay;...
20/05/2026

Mankasitraka hatrany ho an'ireo izay misafidy anay, ianao sisa andrasana ary eee🤗🥰
Tongava ary manao commande ato aminay; santionany izao hatsaran-javatra izao anie 👍

Adresse : Antarandolo en face banque Bred na annexe baba d'or ambany lycée
☎ 038 38 560 81
Baba d'or j'adore😍

Baba d'or ihany koa dia manamboatra "combinaison"  tsara kalitao amin'ny vidiny mirary hatrany 👍🔥Hoento ary ny modèle  t...
18/05/2026

Baba d'or ihany koa dia manamboatra "combinaison" tsara kalitao amin'ny vidiny mirary hatrany 👍🔥
Hoento ary ny modèle tianao dia izahay no manatanteraka azy; tongava fa ho afa-po ianao🥰

Adresse : Antarandolo en face banque Bred na annexe baba d'or ambany lycée
☎ 038 38 560 81

Baba d'or j'adore😍

Manamboatra maillot ihany koa anie izahay ato amin'ny BaBa d'or arak'izay modèle omenareo🔥👍Tongava ary manao commande ho...
16/05/2026

Manamboatra maillot ihany koa anie izahay ato amin'ny BaBa d'or arak'izay modèle omenareo🔥👍
Tongava ary manao commande ho an'ny ekipanao fa omenay fahafapo 🤗

Afaka manatona anay ety Antarandolo en face Bred Banque na Baba d'or annexe ambany lycée na koa miantso ny ☎ 038 38 560 81

Baba d'or j'adore😍

Tianareo be mihintsy anie ilay loko manga eee sady loko mihaja no manaja be 👌👍🔥Tonga dia mazava sy mirana ny endrika ao ...
13/05/2026

Tianareo be mihintsy anie ilay loko manga eee sady loko mihaja no manaja be 👌👍🔥
Tonga dia mazava sy mirana ny endrika ao anatiny, santionany anie izao hatsarana hitanao izao, tongava manao commande miaraka modèle tianao fa omenay fahafam-po ianao 🤗🥰

Afaka manatona anay ety Antarandolo en face Bred Banque na Baba d'or annexe ambany lycée na koa miantso ny ☎ 038 38 560 81

Baba d'or j'adore😍

Iza no tianao amin'ireto modèle roa ireto : ny iray boutonné ny iray tsotra ⁉️Hitanao amin'izao ny kalitao ny lamba ato ...
11/05/2026

Iza no tianao amin'ireto modèle roa ireto : ny iray boutonné ny iray tsotra ⁉️

Hitanao amin'izao ny kalitao ny lamba ato aminay anie , ny anjaranao mikaomandy sisa ny taille ; ny couleur ; ny sary ; ny soratra ; ny logo atao aminy........ ataonay izay mahafa-po anao 🔥🥰

Afaka manatona anay ety Antarandolo en face Bred Banque na Baba d'or annexe ambany lycée na koa miantso ny ☎ 038 38 560 81

Baba d'or j'adore🥰

Tena hoe miavaka nareo miaraka amin'ny "survêtement"  vokarina ato aminay anie 🤗👍Alefaso ny modèle tianareo ary dia ambo...
09/05/2026

Tena hoe miavaka nareo miaraka amin'ny "survêtement" vokarina ato aminay anie 🤗👍
Alefaso ny modèle tianareo ary dia amboarinay mivoaka be ohatran'izao🥰🔥

Afaka manatona anay ety Antarandolo en face Bred Banque na Baba d'or annexe ambany lycée na koa miantso ny ☎ 038 38 560 81

Baba d'or j'adore😍

Ankasitrahana hatrany ireo izay mametraka fitokisana taminay 🙏🙂Tongava manao commande ary fa tanterahana izay fanirianar...
06/05/2026

Ankasitrahana hatrany ireo izay mametraka fitokisana taminay 🙏🙂
Tongava manao commande ary fa tanterahana izay fanirianareo 👌

𝐁𝐚𝐛𝐚 𝐝'𝐨𝐫 dia afaka manamboatra ireo karazana akanjo toy ny :
👉 Tee-shirt personnalisés
👉 Survêtement
👉 Polo
👉 Tenue de bloc
👉 Maillot +short
👉 Tablier
👉 Casquette
👉 Gilet
👉 Combinaison
👉Jogging; sweat; sy ny maro hafa

Afaka manatona anay ety Antarandolo en face Bred Banque na Baba d'or annexe ambany lycée na koa miantso ny ☎ 038 38 560 81

Baba d'or j'adore😍

Mirary herinandro mafinaritra ho antsika rehetra izahay ekipan'ny baba d'or !!!!🤗🥰
04/05/2026

Mirary herinandro mafinaritra ho antsika rehetra izahay ekipan'ny baba d'or !!!!🤗🥰

Baba d'or anie manamboatra izay rehetra "modèle" tadiavinareo eee😉👍Ataovy ny "commande" ary fa ho afapo ianao 🔥☺Afaka ma...
02/05/2026

Baba d'or anie manamboatra izay rehetra "modèle" tadiavinareo eee😉👍
Ataovy ny "commande" ary fa ho afapo ianao 🔥☺

Afaka manatona anay ety Antarandolo en face Bred Banque na Baba d'or annexe ambany lycée na koa miantso ny ☎ 038 38 560 81

Baba d'or j'adore😍

1er MaiBaba d'or vous souhaite :Bonne fête du Travail à tous !😊Aujourd’hui, célébrons le courage, la persévérance et le ...
01/05/2026

1er Mai
Baba d'or vous souhaite :
Bonne fête du Travail à tous !😊
Aujourd’hui, célébrons le courage, la persévérance et le dévouement de chacun.
Que vos efforts portent toujours leurs fruits et que chaque jour vous rapproche de vos objectifs.👌

Respect à tous les travailleurs !??

👍Ensemble survêtement milay be ato aminay👍Sao taraiky ianao fa efa akaiky ny 26 jona zao an, izao santionany ny vokatra ...
28/04/2026

👍Ensemble survêtement milay be ato aminay👍

Sao taraiky ianao fa efa akaiky ny 26 jona zao an, izao santionany ny vokatra ato aminay fa izahay dia manamboatra izay "modèle" omenao ihany koa sady ho afapo ianao😉🤗

Afaka manatona anay ety Antarandolo en face Bred Banque na Baba d'or annexe ambany lycée na koa miantso ny ☎ 038 38 560 81

Baba d'or j'adore😍

Address

Antarandolo
Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when BABA d'or posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share