DINA MODE

DINA MODE Mivarotra entana rehetra mombany frip 👜👗👖👕 De mivarotra confection ihany koa 😍

Iza lay Mila Iza lay Mila ôôô❌❌ velour miracle ensemble ô ❌❌ampitso  aza Tara Eevee❌❌ Sao tsy ahazo eeoo 🤭🤭🤭❌❌
29/05/2025

Iza lay Mila Iza lay Mila ôôô
❌❌ velour miracle ensemble ô ❌❌
ampitso aza Tara Eevee
❌❌ Sao tsy ahazo eeoo 🤭🤭🤭❌❌

21/05/2025

cc,ialana tsiny fa nisy olana n'y entana 🙏🙏🙏🙏🙏
❌blouson femme ❌
de ❌ pantalon jogging ❌
eh!!! aza adino eeeee
ampitso ôô
❌❌ aza adino ôô ❌❌❌
zay Mila sary 😁😁😁😁😁😁

21/05/2025

eh!!! mamaky robe pull Aho ampitso aaa sao de tara éo❌❌❌
Zay Mila pantalon jogging❌❌ koa aaa
andefaso mp @ couleur mety s'y taille
hoan'ny tdy afaka hijery.

15/05/2025

cc, vakiko daholo izy 2 rahampitso ô 🥰🥰
pas + 16000ar n'y ensemble pijama polaire
pas + 25000 Ary n'y manteau
aza adino ampitso

14/05/2025

cc, daholo 🤗🤗🤗🤗🤗
inona angaha no tianareo hovakintsika
pijama polaire sa manteau 🤔🤔🤔🤔

30/04/2025

mamaky mêle hivers anjaza Aho ampitso eeee
aza Tara Eeee
lamba mafana anjaza

24/04/2025

❌❌ ABONNER_O ny PAGE ❌❌
Salama daholo isika eee!!!!
tsy voatery ho varotra foana no hohitantsika ATO @ page.
👉 ndao aloha andeha hijara astuce mahakasika n'y kibo aloha androany.
hoantsika lay somary be tavy @ kibo izy ity.
Zavatra Ilaina :
-citron
-menthe ( Solila )
-sakarivo (sakay tany)
Fikarakarana
👉 Maka citron 1 antoniny tapahana 2, Maka menthe kely2, Maka sakarivo vatany 1, ampiharahana ampangotrahana reo rehetra reo. rehefa hitanao fa masaka Dia tatavanina avy eo sotroina :
_1 Vera na tasy sotroiña maraina lay Mbola tsy nisakafo 2h après vao mahazo mihinana.
- 1 verre hariva lay AVY nisakafo 2h après n'y nihinanana.
mampivalana ity astuce ty fa tsy atahorana satria tsy mivalandrano ianao fa miova kely @ mahazatra fotsiny n'y Kaka nao.
❌❌ afaka partagena fa tsy maninona❌❌

short eee an'ny bandy kelyyy 4000ar fotsiny eeeee 🥰🥰🥰🥰🥰
24/04/2025

short eee an'ny bandy kelyyy
4000ar fotsiny eeeee 🥰🥰🥰🥰🥰

tee_shirt ndray eeee hoan'ny zaza 4ans_ 6ans 🤗🤗🤗🤗🤗🤗4000ar fotsiny eeeee
24/04/2025

tee_shirt ndray eeee hoan'ny zaza 4ans_ 6ans 🤗🤗🤗🤗🤗🤗
4000ar fotsiny eeeee

chemise hoan'ny bandy kely ndray eee4000ar s'y 5000ar eee🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰
24/04/2025

chemise hoan'ny bandy kely ndray eee
4000ar s'y 5000ar eee
🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰

ity NY robe hoan'ny SIPA Kely ô .6mois_ 7ans 3000ar _6000ar fotsiny anieee 🤗🤗🤗🤗🤗
23/04/2025

ity NY robe hoan'ny SIPA Kely ô .
6mois_ 7ans
3000ar _6000ar fotsiny anieee 🤗🤗🤗🤗🤗

boys Friends hoan'ny zanantsik eeed 🤗🤗🤗🤗🤗Zaza 4ans-6ans 4000ar fotsiny eeee🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰
23/04/2025

boys Friends hoan'ny zanantsik eeed 🤗🤗🤗🤗🤗
Zaza 4ans-6ans 4000ar fotsiny eeee
🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰

Address

Mazavatakona
Ifanadiana

Telephone

+261344400548

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DINA MODE posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share