Fanaka Rasaona

Fanaka Rasaona Tiavo ny asa vita Malagasy. Manao ny asa rehetra makasika ny fanaka izahay.Aty Itaosy Lot IT 41

Finaritra ooo❤️❤️Ireto indray misy fandriana 2 places maromaro dispo an vita amin'ny PIN MATEVINA aminilay tena matanjak...
05/08/2026

Finaritra ooo❤️❤️
Ireto indray misy fandriana 2 places maromaro dispo an vita amin'ny PIN MATEVINA aminilay tena matanjaka sy mafy

Eto Atamponitaosy izahay

Cont 0348145147

Tongavasoa ary oooo

Reto sisa f'aza Tara an!❎Vita  matevina hatrany✔️Hazo mainabe, tsara rafitra sy finitionPRIX tsy miova‼️ 450.000ar miady...
27/07/2026

Reto sisa f'aza Tara an!❎
Vita matevina hatrany✔️
Hazo mainabe, tsara rafitra sy finition
PRIX tsy miova‼️ 450.000ar miady varotra
Livraison arakarakin alavirany
Tel: 0348145147

tongavasoa ary tompoko ..

Ireto ndray ary ny masaka e!‼️vonjivonjeo zay mbola tsy nahazo fandriana 2 places 1,90x1,40mVita  matevina tsara✔️hazo m...
24/07/2026

Ireto ndray ary ny masaka e!‼️

vonjivonjeo zay mbola tsy nahazo fandriana 2 places 1,90x1,40m
Vita matevina tsara✔️hazo maina tsara✔️, tsara finition✔️

misy armoire 3 portes tsarabe koa..vita amin hazo ala
cont 0348145147 na 0339063330

Manao livraison zahay!🚚
Koa aza misalasala ary miantso tompoko!📞

Tel: 0348145147
Raha te hijery mivantana: Itaosy Sampanany Vinany

Ireto ndray ary ny masaka e!‼️vonjivonjeo zay mbola tsy nahazoVita  matevina tsara✔️hazo maina tsara✔️, tsara finition✔️...
22/07/2026

Ireto ndray ary ny masaka e!‼️
vonjivonjeo zay mbola tsy nahazo
Vita matevina tsara✔️hazo maina tsara✔️, tsara finition✔️
Manao livraison zahay!🚚
Koa aza misalasala ary miantso tompoko!📞

Tel: 0348145147
Raha te hijery mivantana: Itaosy Sampanany Vinany

Finaritra ooo❤️❤️Iza ilay mitady fandriana 2 places ooo ,ireto misy tsarabe vita amin pin matevina araraoty ary mandalo ...
16/07/2026

Finaritra ooo❤️❤️

Iza ilay mitady fandriana 2 places ooo ,ireto misy tsarabe vita amin pin matevina
araraoty ary mandalo ihany an 👍👍

cont 0348145147

toerana eto Atamponitaosy

manao livraison

Dispo ity iray ity‼️vita  matevinaManao livraison🚚Antsoy ny laharana: 0348145147 na miditra MP
13/07/2026

Dispo ity iray ity‼️
vita matevina
Manao livraison🚚
Antsoy ny laharana: 0348145147 na miditra MP

Finaritra e!Efa misokatra ny fandraisana commande ny volana Jolay☑️Manao ny asa rehetra momba ny hazo Ny Fanaka Rasaona‼...
30/06/2026

Finaritra e!
Efa misokatra ny fandraisana commande ny volana Jolay☑️
Manao ny asa rehetra momba ny hazo Ny Fanaka Rasaona‼️
Ny hazo ampiasaina:
PIN✔️
ALA✔️
PALISSANDRE✔️
Koa Aza misalasala miantso mivantana na miditra ao miafina(MP) raha misy mahaliana tompoko

Téléphone:0348145147
Toerana: Itaosy en face du Lycée Arcade

17/06/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Ismael Ratsimbazafy, Désiré Célestin Raharomandimby, Sam Jud Samuelson, Fannya Randriambolatiana, Myh Rinah, Mii Ckäëllä, Elodie Zafitema, Hélène Rossanah Manjatiana, NandRiam Rass, Her'nathalie Fanampy, Sandra Rajarisoa Rajarisoa, Braya Scol, Jamillah Jamillah, Ferid'os Mirado FD, Erizo Tsilavina, Mevasoa Rafaramalala, Arone Dëlïcah Zsd, Fandresena Nirina, Pretty Miah, Prado Innofficial, Razafiarisoa MI, Mickel Zina, Edio Sv

Address

Itaosy

Telephone

+261348145147

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fanaka Rasaona posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Fanaka Rasaona:

Shortcuts

Share