FERME MIA

FERME MIA Akoho matavy vokarin'ny Ferme MIA

22/11/2024

Mandray commande hena an'akoho gasy fona anay. Prix: 22.000Ar/kg.

Send a message to learn more

Akoho tsara sady ara-pahasalamana no omenay anareo. Vita traitement, sakafo madio, mifehy trano madio isan'andro. Zany n...
01/03/2024

Akoho tsara sady ara-pahasalamana no omenay anareo. Vita traitement, sakafo madio, mifehy trano madio isan'andro. Zany no iompianay anreo akoho reo. Raha hanao commande dia miantso mialoha, raha haka maro dia miteny une semaine mialoha. +avance, afaka manantona mivantana any aminareo zahay, raha hiara-hiasa aminay.
Tsy miova ny laharana antariby azahoana anay: 0388665634 na 0328386363
Ferme MIA HEN'AKOHO ARA-PASALAMANA.

23/02/2024
Miarahaba antsika eto Mahajanga. Vaovao be no atolotray ato amin'ny FERME MIA ho antsika eto Mahajanga. Izahay dia mamoa...
15/02/2024

Miarahaba antsika eto Mahajanga. Vaovao be no atolotray ato amin'ny FERME MIA ho antsika eto Mahajanga. Izahay dia mamoaka hen'akoho gasy matavy tsara, izay amin'ny vidiny mirary. 20.000 ny kg, amin'izao fanombohana izao dia nataonay bojo ny livraison amin'ireto toerana ireto: Manomboka eo Bazarikely sotema, ka hatramin'ny Tsaramandroso, Analakely izany hoe centre ville.
Marihina fa akoho gasy ompianay ato izy reo ka isaky ny faran'ny herin'andro izahay no mivarotra.
Isaky ny zoma no andraisanay ny commande raha mila maromaro dia atao alakamisy. Ny asabotsy kosa no livrenay ny entana.
Contact : message privé, na miantso 0388665634 / 0328386363.
Misaotra indrindra anareo izay ho vona sahady.

Miarahaba antsika eto Mahajanga. Vaovao be no atolotray ato amin'ny FERME MIA ho antsika eto Mahajanga. Izahay dia mamoa...
15/02/2024

Miarahaba antsika eto Mahajanga. Vaovao be no atolotray ato amin'ny FERME MIA ho antsika eto Mahajanga. Izahay dia mamoaka hen'akoho gasy matavy tsara, izay amin'ny vidiny mirary. 20.000 ny kg, amin'izao fanombohana izao dia nataonay bojo ny livraison amin'ireto toerana ireto: Manomboka eo Bazarikely sotema, ka hatramin'ny Tsaramandroso, Analakely izany hoe centre ville.
Marihina fa akoho gasy ompianay ato izy reo ka isaky ny faran'ny herin'andro izahay no mivarotra.
Manao commande ianao isaky ny zoma avy eo livrenay ny sabotsy amin'ny arabe akaiky ny tranonao.
Contact : 0388665634 na 0328386363.

Santionan'ny vokatra
14/02/2024

Santionan'ny vokatra

Address

Mahajanga
401

Telephone

+261328386363

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FERME MIA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to FERME MIA:

Share