Agent kely's

Agent kely's Natao hizarana vaovao sy tranga-mpiaraha monina
-sosialy
-toe-karena sns.. aza misalasala mizara izay vaovao any aminareo indrindra ny eto Tamatave

😍TANORA MIFANAMPY😍FORMATION EN LIGNE 👉RESAKA SOJA SY FOMBA   FIKARAKARANA AZY AMIN NY FOMBA MAROBE...hianarantsika amin'...
07/07/2026

😍TANORA MIFANAMPY😍

FORMATION EN LIGNE

👉RESAKA SOJA SY FOMBA FIKARAKARANA AZY AMIN NY FOMBA MAROBE...

hianarantsika amin'izany ny:
✍️Lait de soja
✍️Mayonnaise
✍️Croquette de soja
✍️Gâteau soja
✍️Yaourt soja
✍️Yaourt a boire
✍️Flan
✍️Fromage dur et fondu
✍️Saucisse soja
✍️TOFU
✍️ Cacahuètes

Date: Manomboka ny faha 15 volana jolay 2026 izao

Frais de formation : 15000 ar

Alefaso amin ny hafatra miafina ny anaranao feno raha hisoratra anarana.
Na hiantso ity laharan inty 0385207976

formation en ligne

Fandaminana ny Tananan'ny Toamasina : Izao maraina izao no tonga manaisotra ireo kioska eo ambony trottoirs eny Bazary K...
05/02/2026

Fandaminana ny Tananan'ny Toamasina :
Izao maraina izao no tonga manaisotra ireo kioska eo ambony trottoirs eny Bazary Kely ny Commune Urbaine de Toamasina.

26/01/2026

Salama daholo efa niverina ny page raha ohatra ka misy vaovao any aminareo de alefs mp

Address

Mangarivotra
Mahajanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Agent kely's posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share