𝐵𝑜̂𝒿𝑜𝐵𝑜̂𝒿𝑜

𝐵𝑜̂𝒿𝑜𝐵𝑜̂𝒿𝑜 Travail, humilité & amélioration continue. That’s who I am.

Bonjour! Izahay dia mitady olona hiara-hiasa aminay hivarotra ireo produits avy aminay; parfums, vêtements (pour homme e...
28/03/2023

Bonjour! Izahay dia mitady olona hiara-hiasa aminay hivarotra ireo produits avy aminay; parfums, vêtements (pour homme et femme) maro samihafa, produits cosmétiques, smartphone,….
Nb:
•Mila olona manan smartphone 📱
•Izahay no miantoka ny connexion izay hanaovanao vente.
•Mila connecté(e) isanandro
•Mila olona mahay mivarotra(en ligne ny vente rehetra)
•Mila disponibile ianao rehefa misy entana tokony ho tsenainao any amin’ny DHL na Colis Express na any amin’ny Port.
•Mila olona mahay mifandray aman’olona.
•Olona vonona hiasa maharitra no ilaina fa tsy olona hanao andrana fotsiny.
•Izay mahavita miasa tsy miala mandritry ny telo volana dia omena Ordinateur iray maimaimpoana sy Wifi mba hanatsarany ny asany ary mijanona ho azy izany fa tsy averiny intsony.
•Mila olona mahay manaja fotoana rehefa hanao livraison amina client.

*200.000Ar na 1.000.000Fmg ny salaire de base fa arakarakan’ny objectifs tratranao ny prime azonao fa io 200.000Ar io ny karama farany ambany ho an’ny tsirairay na tsy mahalafo aza.

28/03/2023

Bonjour à toutes et à tous !
Izahay dia mitady olona maro hiasa, vavy sy lahy.
Asa atao: Manao publicité sy mivarotra produit en ligne.
Ny zavatra ilaina:
• Âgé(e) de 18 ans et plus .
•Mila manana téléphone Androïd.
•Connecté(e) 7j/7, 2h de temps/j.
*Nb:
•200.000Ar ou 1.000.000 Fmg ny karama isam-bolana.
•Izahay no miantoka ny forfait/connexion ampiasainao isam-bolana hanaovana ny vente sy ny publicité.
Merci !

Address

Mahajanga
401

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 𝐵𝑜̂𝒿𝑜𝐵𝑜̂𝒿𝑜 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share