Kuroiler BOENY Mahajanga

Kuroiler BOENY Mahajanga Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kuroiler BOENY Mahajanga, Marketing Agency, Mahajanga.

Izahay ato amin'ny Kuroiler BOENY Mahajanga dia mbola tsy mandiso fanantenana anareo.Misy kuroiler lahy sy vavy efa hana...
06/07/2026

Izahay ato amin'ny Kuroiler BOENY Mahajanga dia mbola tsy mandiso fanantenana anareo.Misy kuroiler lahy sy vavy efa hanatody amidy ho an'izay hanao fondation,antsoy haingana ny 0327065449 na mandefasa mp

Mitady atody sy poussin kuroiler tsara kalitao ve ianao?Tongava aty aminay fa betsaka azonao hisafidianana ny ato: manom...
22/02/2026

Mitady atody sy poussin kuroiler tsara kalitao ve ianao?
Tongava aty aminay fa betsaka azonao hisafidianana ny ato: manomboka 3j hat@4 semaines

🥚 Atody fécondé tsara
💰 Manomboka 4 000 Ar / 1

🐥 Poussin Kuroiler
💰 Manomboka 10 000 Ar / 1

🐔 Ray aman-dreny (kalitao sy taranaka azo antoka ,efa voafantina)

✔️ Salama sy voakarakara tsara
✔️ Mety amin’ny fiompiana sy fampitomboana vola

📞 Contact : 032 70 654 49

20/01/2026
PROMOTION vita fety !Izahay ato amin’ny  « Kuroiler Boeny Mahajanga » dia manolotra fihenam-bidy ho antsika:-Raha mividy...
07/01/2026

PROMOTION vita fety !
Izahay ato amin’ny « Kuroiler Boeny Mahajanga » dia manolotra fihenam-bidy ho antsika:
-Raha mividy poussin 5 isa ato aminay dia mahazo 1 maimaimpoana ary raha mividy mihoatra ny 10 isa dia mbola mahazo fihenam-bidy 5% fanampiny ,
-Raha mividy atody 5 isa dia mahazo 1 maimaimpoana ihany koa ary raha mividy mihoatra ny 10 isa dia mbola mahazo fihenam-bidy 5 % fanampiny .
Koa araraoty fa amin’ity volana ity ihany io an,
📍 1 poussin : manomboka @12 000ar,
📍 1 atody : 4000ar.
📆 Fomba Hahazoana azy : -Afaka aterina raha eto antoerana ihany,
-afaka alaina ihany koa,
-afaka mandefa any amin’ny faritra
📞 Mifandraisa aminay amin’ny hafatra manokana (MP) na miantso ny 032 70 654 49
📍 Toerana :Eto MAHAJANGA akaiky ny Port Schneider

Address

Mahajanga
401

Telephone

+261327065449

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kuroiler BOENY Mahajanga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share