Imprimerie Catholique-ETIC

Imprimerie Catholique-ETIC Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Imprimerie Catholique-ETIC, Printing Service, FALDA Antanimena, Mahamasina.

🚨FANAMAFISANATadidio fa ny zoma 20 jona 2025 no andro farany handefasana ny sanganasa ho an'ny fifaninanana logo !⏳Aza t...
16/06/2025

🚨FANAMAFISANA
Tadidio fa ny zoma 20 jona 2025 no andro farany handefasana ny sanganasa ho an'ny fifaninanana logo !

⏳Aza tara ! Asehoy ny talentanao amin'ny famoronana


Volana Jona: - Volan'ny ankizy- Volan'ny Fahaleovan-tenan'i Madagasikara- Volan'ny Fety- FA VOLAN'NY FO MASIN'I JESOA ih...
03/06/2024

Volana Jona:
- Volan'ny ankizy
- Volan'ny Fahaleovan-tenan'i Madagasikara
- Volan'ny Fety
- FA VOLAN'NY FO MASIN'I JESOA ihany koa, Boky Masina vokarinay ato amin'ny ETIC

Ny Boky vokarinay amin'izao volana MAI izao!
02/05/2024

Ny Boky vokarinay amin'izao volana MAI izao!

JOYEUSES PÂQUES 2024!
03/04/2024

JOYEUSES PÂQUES 2024!

Izahay eto amin'ny  "Imprimerie Catholique-ETIC" dia faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao 2024. Mir...
15/01/2024

Izahay eto amin'ny "Imprimerie Catholique-ETIC" dia faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao 2024. Mirary taom-pahombiazana eo ambany fitahian'Andriamanitra ho antsika rehetra !!!

Miombom_bavaka Amin n'y MDMK isika isaky n'y Sabotsy🙏
02/12/2023

Miombom_bavaka Amin n'y MDMK isika isaky n'y Sabotsy🙏

Fisotro ranon'akoho........
29/11/2023

Fisotro ranon'akoho........

Isaorana an'Andriamanitra izay asa vita
25/11/2023

Isaorana an'Andriamanitra izay asa vita

Address

FALDA Antanimena
Mahamasina
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Imprimerie Catholique-ETIC posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share