Radio Antsivabe Morondava Officiel

Radio Antsivabe Morondava Officiel RADIO ANTSIVABE MAGNOME FAHAFAHAM-PO HO ANAO

13/06/2026
Vita soamantsara andoany faha 13 Jona 2026 ny fifidianana arademokrasia ny birao maharitra FEFFI Teto amin'ny EPP Ankisi...
13/06/2026

Vita soamantsara andoany faha 13 Jona 2026 ny fifidianana arademokrasia ny birao maharitra FEFFI Teto amin'ny EPP Ankisirasira.
vato ny Filoha'ny Fivoriambe : 134 raha 188 ny mpifidy
Vaton'ny Filohan'ny Birao maharitra :N°1 : 108 raha 188 ny mpifidy
Vaton'ny Mpitam-bola : N°1 : 130 raha 188 ny mpifidy
Vaton'ny Mpanara-maso ny vola (VOI) : N°1: 153 raha 188 ny mpifidy
Vaton'ny Mpanara-masom-bola (mpampianatra): N°1: 157 raha 188 ny mpifidy

Amin'izao fankalazana ny Fetin'ny Reny izao, ny   Antsivabe dia manolotra fiarahabana feno fitiavana sy fanajana ho an'n...
31/05/2026

Amin'izao fankalazana ny Fetin'ny Reny izao, ny Antsivabe dia manolotra fiarahabana feno fitiavana sy fanajana ho an'ny Reny Rehetra.

Amin-kafaliana lehibe no itondranay ny firariantsoa ho anao noho izao tsingerintaona nahaterahanao izao. Mirary fahasala...
28/05/2026

Amin-kafaliana lehibe no itondranay ny firariantsoa ho anao noho izao tsingerintaona nahaterahanao izao. Mirary fahasalamana lavorary, fahombiazana hatrany amin’ny andraikitra sahaninao, ary fiainana feno fahasambarana sy fitahiana.

Miarahaba anao Directeur Général de l'ORTM, Andriamatoa LEMANA ELYSEE. Misaotra anao tsy nanadino ny Radio Antsivabe Mor...
27/05/2026

Miarahaba anao Directeur Général de l'ORTM, Andriamatoa LEMANA ELYSEE. Misaotra anao tsy nanadino ny Radio Antsivabe Morondava izay isany nitaiza sy namolavola anao teo amin'ny serasera sy ny asa fanaovan-gazety .
Ary misaotra idrindra ny Talém-Paritry ny serasera sy ny kolontsaina eto Menabe Andriamatoa JOE KAMAMY MONDESTIN izay mampiray hina ny Organe de Presse.
Mirary soa hatrany.

Miarahaba ny Namana AMIKO Philiberte RADIO ANTSIVABE tamin'ny nahazahoana   ny fandresena tamin'ny fifaninanana famokara...
18/05/2026

Miarahaba ny Namana AMIKO Philiberte RADIO ANTSIVABE tamin'ny nahazahoana ny fandresena tamin'ny fifaninanana famokarana izay nokarakarainy UNICEF, ny Ministère ny fahasalam-bahoaka Ary ny Ministère Serasera sy ny Kolontsaina.
Misaotra ny mpikarakara rehetra.
Mirary soa hatrany.

15/04/2026

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Mamitahina Raphaël Robert

FILAZANA FITSABOANA MASO
19/03/2025

FILAZANA FITSABOANA MASO

Fiofanana, fizarana hanatsarana ny kalitaon'ny asa fanentanana sy fanaovana gaziety eto aminy Radio Antsivabe Morondava ...
12/03/2025

Fiofanana, fizarana hanatsarana ny kalitaon'ny asa fanentanana sy fanaovana gaziety eto aminy Radio Antsivabe Morondava izay notarihiny Gérant Majoritaire NAMEARISON Robert sy ny ekipa Radio Antsivabe ary ekipa ONG MOTEUR.

Address

VILLA BRUNA Place Du Marché Morondava Centre
Morondava
619

Telephone

+261340937799

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Radio Antsivabe Morondava Officiel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Radio Antsivabe Morondava Officiel:

Shortcuts

Share