Mana Nar

Mana Nar Amateur de Cuisine Culinaire Malagasy

Recette de Croquette Vavin-tsomangaAKORA ILAINA :Vavin-tsomanga/ 1 fignyFarine/ ¼ kgAtody/ 2 vintyLait de coco/ ½ tasy c...
09/03/2025

Recette de Croquette Vavin-tsomanga
AKORA ILAINA :
Vavin-tsomanga/ 1 figny
Farine/ ¼ kg
Atody/ 2 vinty
Lait de coco/ ½ tasy café
Tongolo be/ 1 vinty
Tomate/ 1 vinty
Tongola gasy/ 4 vinty
Poivre/ ½ sotro café
Menaka/ ¼ L
Sira/ 1 sotro café
FOMBA FIKARAKARANA :
Kapohina atody ary araraka avieo ny farine. Reha vita izay dia rapena ny tongolo kasy sy tongola be ary ny tomate avieo dia arotsaka ao ao. Arotsaka lait de coco ary dia afangaro tsara. Atao matsora tsara mitovy manao m**o ananana ny patte, izy ka itanao mbola matevina dia tapohana rano kely. Atengina antokoagna ny lapoaly sy menaka izy ka mafana tsara de atomboka ny firity.
Zay de vita bon appétit ! Misaotra namaky, aza adino volagno ao @ commentaire ny methode fandrahoanao ravin-tsomanga.

Akora ilaigny : 1-sognambo mamimamy 3 2- akondro 5 3- atody 2 4- farine 1/45- menaka 2 sotro.Fandrohoagna azy : 1-potseh...
20/04/2023

Akora ilaigny :

1-sognambo mamimamy 3
2- akondro 5
3- atody 2
4- farine 1/4
5- menaka 2 sotro.

Fandrohoagna azy :

1-potsehina sognambo miaraka akodro
2- vakina atody de afangaro ao
3- afangaro tsara
4- arotsaka lafarine jiaby de afangaro tsara
5- Fanaigny vilagny de araka menaka
6- arotsaka agnaty volagny ao sognambo
7-rakofa de asina afo ambony
8-alagna ambony fatagna vilagny
9- mandigny famasqhany
10-avela magatsika , na ampandregny alina vao ohnaina
🤩🤩 Zay de vita godrogodro ntsika misaotra anw namaky ! Aza adino, apetraho @ ao comentaire ao sariny na fomba afa agnanovanw azy 🤣🤣

30/11/2022

Nos traditions !

12/11/2022

Our wont 😀😀 !!

Il n'y pas de plus belle chose que de tomber sur un homme passionné de la cuisine 🥴🥴
21/08/2022

Il n'y pas de plus belle chose que de tomber sur un homme passionné de la cuisine 🥴🥴

Tout choses ont de début..!!
05/03/2022

Tout choses ont de début..!!

Profité la vie
19/02/2022

Profité la vie

Address

Melville
Toamasina
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mana Nar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share