MJ-Tech Service

MJ-Tech Service Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from MJ-Tech Service, Internet Marketing Service, Toamasina.

16/06/2022

‼️⚠️ Fantaro fa tena misy fiantraikany io, indraindray atao tsinontsinona. Hajao ny elanelana ‼️

10/03/2022

[TOROHEVITRA-MAHASOA]

🔴FANAFODY NATORALY FANESORANA MONY TENA MAHOMBY🔴

Matetika isika vehivavy rehefa misy MONY ny tarehintsika dia mila te hamono tena mihitsy. Misy aza ny sasany menatra rehefa mivoaka ny trano noho ny MONY.

🔴ZAVATRA-ILAINA🔴

🔵Clou de Girofle.
🔵Tantely.

🔴FOMBA-FIKARAKARANA-AZY🔴

🔵Totoina ho lasa vovoka ny Clou de Girofle 10. Rehefa vita izay, dia afangaro anaty TANTELY tapaky ny vera. Ka avela mifangaro tsara mandritra ny alina iray izay vao azo ampiasaina tompoko.

🔴FOMBA-FAMPIASANA-AZY🔴

🔵Tsy maintsy isaky ny mifoha maraina ihany ny fampiasaina ity akora natoraly ity. Sasana madio tsara aloha ny tarehy ary avela ho maina izay vao hosorana azy. Marihina fa avela eo mandritra ny 45 minitra eo ho eo izay vao kobanina amin'ny rano mangatsiaka ny tarehinao teo.

🔴FAHARETANY-TRAITEMENT🔴

🔵Mandritra ny 15 andro misesy fotsiny dia miala tanteraka ireo MONY nampijaly anao teo tompoko.

🔴FANAMARIHANA🔴

🔵Mazava ho azy fa mbola afaka ampiasaina hatrany ireo ambiny akora teo aloha tompoko. Marihina fa rehefa lany ireo akora teo aloha dia manao vaovao hatrany.

🔴TSARA HO FANTATRA🔴

🔵Any Toamasina no tena ahitana Clou de Girofle betsaka tompoko.

🔴Mba ho fanampianao ireo namanao tompoko dia PARTAGER AU MAXIMUM izao TOROHEVITRA-MAHASOA izao.

09/03/2022

Address

Toamasina
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MJ-Tech Service posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share