23/08/2025
LOGICIEL DE GESTION COMMERCIALE
Ohatrinona ny totalin'ny entako rehetra na vola voaray amin'izao fotoana izao?
Ity misy logiciel afaka mamaly io amin’ny fotoana rehetra. Mora ampiasaina, tsy mitaky fahaizana informatique izay afaka anaovana ireto manaraka ireto:
-Gestion stocks amin'ny atsipiriany(entana miditra sy miovaka: QTE na CA)
-Facturation rehetra(Facture par date, client, non payées...)
-Afahana manaraka ny recettes (par date ou globales) amin'ny fotoana rehetra
-Gestion utilisateurs (misy mot de passe hidirana amin'ilay izy…)
-Gestion caisse
-Impression sy réimpressions facture A4, ticket de caisse…
-Suivi de paiement de facture client (Client mandoa tsikelikely)
Mety ampiasaina amin’ireto sehatra ireto: grossiste, épicerie, hotel, bar, quincaillerie, buvette…Mety ovana manaraka izay ilana azy. Tsy mila ordinateur matanjaka. Misy fampianarana ny fampiasana azy ary misy fanaraha-maso ihany koa. Manao installation à domicile ou à distance. Manao teste alohan’ny handoavana vola.