03/02/2026
Hiavaka Kely ity taona ity, izay Team eto Toamasina mampiady amin'ny , Tournoi Open, Tournoi Grand prix de l'Est, Tournoi 26 juin, Tournoi des Paques, , Tournoi BCM, Tournoi Pentecôte, Tournoi de vacances, Tournoi de Letchi, Tournoi Fin d'année dia hisy "Trophée" omena an'izay Meilleur Team, ny meilleur team tsy hoe mampiady betsaka fa amin'ny Mahà meilleur izay dia izay manana victoire betsaka indrindra, izany hoe izay Team tena hisongadina amin'ity Taona ity, amin'ny Tournoi fin d'année no hanomezana azy ny amboara, ndao zalah 💪💪