15/08/2026
✨ IMPRESSION SUR PVC ✨
Mety tsara ho an’ny sary, haingon-trano, takelaka, famantarana ary dokam-barotra. Mateza, tsara kalitao ary manome loko mazava tsara.
📩 Raha mila fanazavana fanampiny na te hanafatra, dia manorata aminay amin’ny hafatra manokana (Message Privé).
Impression : Plexiglass, Enseigne, Roll Up ...