GASY Vaovao

GASY Vaovao Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from GASY Vaovao, ..., Antananarivo.

27/08/2026

🚨Ho anareo maty zanaka, havana tamin'ny raharaha Ambohimalaza,
Aza miala aminy‼️

Hatramin'ny hoe nisy punch tsy nisy alcool tao, ary fantany hoe tetika efa nomanina herinandro mialohan'ilay fety
Nisy GDC ana Ministre nitondra carton nisy dovay

🚨MIANDRARIVO AMBANIDIA : AVOTRA SOA AMAN-TSARA ILAY LEHILAHY NIHOTSAHAN’NY TANY🙏Avotra soa aman-tsara ilay lehilahy niho...
27/08/2026

🚨MIANDRARIVO AMBANIDIA : AVOTRA SOA AMAN-TSARA ILAY LEHILAHY NIHOTSAHAN’NY TANY🙏

Avotra soa aman-tsara ilay lehilahy nihotsahan’ny tany teny androany .
Efa manaraka fitsaboana ao amin’ny CHU-JRA izy amin’izao fotoana izao.

🚨FA MISY INONA⁉️Araky ny vaovao voaray dia nalaina tao an-tranony niaraka tamina olona miisa 3 ny zafikelin' i Kolonely ...
27/08/2026

🚨FA MISY INONA⁉️

Araky ny vaovao voaray dia nalaina tao an-tranony niaraka tamina olona miisa 3 ny zafikelin' i Kolonely Patrick, ary atao fanadihadiana eny Fiadanana ‼️

🚨FANAOVANA Efa ao anatin'ny fanavaozana fototra isika izao. Mila maharitra kely fa ny manao zavatra tsy mora.
27/08/2026

🚨FANAOVANA

Efa ao anatin'ny fanavaozana fototra isika izao. Mila maharitra kely fa ny manao zavatra tsy mora.

🚨Lakandrano   :Tena mba anaovana antso avo amin'ny tompon'andraikitra mahefa fa tena mampiteny ny moana ny toe-tsainireo...
27/08/2026

🚨Lakandrano :

Tena mba anaovana antso avo amin'ny tompon'andraikitra mahefa fa tena mampiteny ny moana ny toe-tsainireo mpivarotra manamorina ny lakandrano Andriantany.

Lasa fanarian'izy ireo fako sy ireo entana efa tsy misy mividy. Ny fofona moa tsy lazaina intsony😭

➡️Ho avy tsy ho ela ny fotoam-pahavaratra ⛈️

Ny
NY Kaominina Renivohitra ( )

©️ Patrick Raharimanana

🚨Famonoana feno habibiana an'i Stéphanie sy i Haingotiana 🥱Lazaina fa isan'ireo tompon'antoka tamin'ny famonoana azy roa...
27/08/2026

🚨Famonoana feno habibiana an'i Stéphanie sy i Haingotiana 🥱

Lazaina fa isan'ireo tompon'antoka tamin'ny famonoana azy roa vavy ireto tovolahy hita amin'ny sary ireto.
Nahitana horonantsary mirakitra ny fampijaliana sy ny namonoana azy ireo ny findain'ny iray tamin'ireo nahavanon-doza.

▪️Tsy ampy taona (17 taona) ny iray amin'ireo voarohirohy hanaovana fanadihadiana

🚨Fitondrana Fanavaozana rehefa mafampana ny toe-draharaham-pirenena dia andao aloha hasina resaka Rajoelina kely lazaina...
27/08/2026

🚨Fitondrana Fanavaozana rehefa mafampana ny toe-draharaham-pirenena dia andao aloha hasina resaka Rajoelina kely lazaina hoe nanodikodim-bola.

Lainga marivo tototra loatra ny an'ingahy Siteny Randrianasoloniaiko sy ny tariny...

Mahakasika ny KIANJA BAREA MAHAMASINA

Nandiso tanteraka ny nolazain’i Siteny ny taratasy sy porofo rehetra izay nanamarina ny famoaham-bola tamin'ny nanamboarana ny Kianja Barea Mahamasina.

➡️Voaporofo ary voamarina fa mitentina 77 millions $ araka ny tolotra lany tamin'ny Appel d'offre no vola naloan'ny fanjakana malagasy tamin'ny orinasa SINOA CCED nahazo ny tolo-bidin'ny asa fanamboarana ny Kianja Barea Mahamasina fa tsy 120 millions $ araka ny lainga nafafin'i Siteny Filohan'ny Antenimierampirenena.

🚨 FANAFIHANA AMIN'NY LALAM-PIRENENA :LALAM-PIRENENA FAHA-4 Tahak'izao ny nahazo ny fiara mpitatitra iray nisy nanakana t...
27/08/2026

🚨 FANAFIHANA AMIN'NY LALAM-PIRENENA :

LALAM-PIRENENA FAHA-4 Tahak'izao ny nahazo ny fiara mpitatitra iray nisy nanakana teny , androany tokony ho tamin'ny 4ora sy sasany maraina.

Tsy nisy naninona ny mpandeha fa ny fiara no nahitana fahasimbana

27/08/2026

🚨DG ny ACM, Rakotoarisoa Bàbà

Michaoundraoundra

🚨OMBAY MITADY ‼️Randriamalalanihaingo Mahery Fifaliana23 taona
27/08/2026

🚨OMBAY MITADY ‼️

Randriamalalanihaingo Mahery Fifaliana

23 taona

Address

...
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when GASY Vaovao posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share