East Buzz

East Buzz Actualités, partages, informations, vidéos.

😅
23/01/2024

😅

Dessin animé ou pas? 📣⛔
03/11/2023

Dessin animé ou pas? 📣⛔

👏 Zao no zavatra tokony hatao … tsy azo omena vahagna eto raha karaha io. Mankasitra…
12/07/2023

👏 Zao no zavatra tokony hatao … tsy azo omena vahagna eto raha karaha io.
Mankasitra…

12/07/2023

Taguer-o ireo namanao tokony hanao tahaka izao miaraka aminao…. 😅😅

Une malagasy sur l'émission " téléréalité et si on se rencontrait ? "  Sur la chaîne M6 Tv
04/07/2023

Une malagasy sur l'émission " téléréalité
et si on se rencontrait ? " Sur la chaîne M6 Tv

[ Football ]🚨MAGNIFIQUE GESTE ! Yassine Bono a donné son prix d'homme du match  à Air Nesyri ! 🇲🇦🙌🏽
10/12/2022

[ Football ]🚨MAGNIFIQUE GESTE ! Yassine Bono a donné son prix d'homme du match à Air Nesyri ! 🇲🇦🙌🏽

Iza ary ity izay mahay ? 😃 raha mahafantatra azy ianao ka mbola tsy manambady dia efa fotoany izao.
10/12/2022

Iza ary ity izay mahay ? 😃 raha mahafantatra azy ianao ka mbola tsy manambady dia efa fotoany izao.

Fantanao ve fa 250 millions USD ny tetibola nanamboarana ny horonan-tsary ameikana Avatar 2 " Voie de l'eau " ?Anisany h...
10/12/2022

Fantanao ve fa 250 millions USD ny tetibola nanamboarana ny horonan-tsary ameikana Avatar 2 " Voie de l'eau " ?

Anisany horonan-tsary nandanina vola be indrindra izy ity ary raitra dia raitra tokoa izany horonan-tsary.
I James cameron moa no mpanatontosa ity andihany faha-2 amin'ny Avatar ity, izay efa tsy zovina amin'ny maro ny traikefa ananany.

Ny 16 desambra ho avy izao izy ity no hivoaka any Amerika any ary andrasana ihany koa ny fivoahany eto amintsika amin'ireny toerana fijerena horonan-tsary ireny.

Arahabao ilay namanao "gaucher" iny fa fetiny niany 🎉🎉👍
13/08/2022

Arahabao ilay namanao "gaucher" iny fa fetiny niany 🎉🎉👍

😍🇲🇬 Miala amin'ny mahazatra e! : Nanaovany t-shirt mihitsy ny profil Facebook, izay entiny mba tsy hanahirana ireo izay ...
11/08/2022

😍🇲🇬 Miala amin'ny mahazatra e! : Nanaovany t-shirt mihitsy ny profil Facebook, izay entiny mba tsy hanahirana ireo izay te ho namany amin'ny tambazotra serasera ity, eny mety handrisika ireo sipa te ho namany ihany koa izao 😅

©: Andria

Abonnez-vous à la page.

Cette sensation avant la date limite de dépôt de livre pour la soutenance. 😂Tague un amis !
10/08/2022

Cette sensation avant la date limite de dépôt de livre pour la soutenance. 😂
Tague un amis !

Tsy iza, tsy iza fa any izay izy e. 😂
09/08/2022

Tsy iza, tsy iza fa any izay izy e. 😂

Address

Toamasina
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when East Buzz posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to East Buzz:

Share