Jus Fary_anah

Jus Fary_anah Production jus de canne à sucre aux multiples parfums de gingembre, citron, la vanille, orange et ananas.

✅Ho antsika izay Mbola tsy nahazo ✅ CACHE ECRAN HYDROGEL ✅Misy karazany Azo hisafidianana Tsara ✅Ary Mety  rehetra
30/05/2024

✅Ho antsika izay Mbola tsy nahazo
✅ CACHE ECRAN HYDROGEL
✅Misy karazany Azo hisafidianana Tsara
✅Ary Mety rehetra

✅Toliara 🫰Mamoaky Raha soa✅Cahe Ecran 👉Hydrogel👈 🫰Vita eo noho eo😄
19/04/2024

✅Toliara
🫰Mamoaky Raha soa
✅Cahe Ecran 👉Hydrogel👈
🫰Vita eo noho eo😄

🤚🤚salama iaby ro lahy😀😀🫴arakin'ny lamina sy ny mbola fanantanteraha ny fampandehanana ny chariot_tsika dia tianay ny ham...
06/09/2023

🤚🤚salama iaby ro lahy😀😀
🫴arakin'ny lamina sy ny mbola fanantanteraha ny fampandehanana ny chariot_tsika
dia tianay ny hampafantatra fa efa ho azo jifaina na ho vidiana eny amin'ny bazary indray ny jus fary-Anah, afaka fotoana fohy.😍😍
Koa mankasitraka sahady ho anareo izay efa nanjifa ny vokatra izahay eto -Anah Toliara 👍👍




05/09/2023
📢📢Inona moa ilay 5 EFA ?👈👈  manitsaka ny volana Septembre isika izao.📢📢  manomboka miha-mafana koa ny andro.📢📢  manombok...
05/09/2023

📢📢Inona moa ilay 5 EFA ?👈👈
manitsaka ny volana Septembre isika izao.📢📢
manomboka miha-mafana koa ny andro.📢📢
manomboka tehanala hetaheta koa isika.✅✅
🫴ka noho izany:🫰🫰
manomboka mandray commande izahay eto -Anah.😀✅✅
manomboka azo jifaina ihany koa.✅✅✅✅
📞📞038 41 730 75
📞📞034 29 829 24

mitady ny kalitao tena  tsara hatrany.Mitady ny fahafaham-po tsika hatrany.Mitady antsika hanjifa ny zava-bita malagasy ...
18/01/2023

mitady ny kalitao tena tsara hatrany.
Mitady ny fahafaham-po tsika hatrany.
Mitady antsika hanjifa ny zava-bita malagasy hatrany.
% Naturel.

😄😄😄Miarahaba antsika mpankafy ny jus naturel rehetra ooh!!😍😍📢📢tonga mampatsiahy indray izahay eto -ANAH Toliara fa efa m...
11/01/2023

😄😄😄Miarahaba antsika mpankafy ny jus naturel rehetra ooh!!😍😍
📢📢tonga mampatsiahy indray izahay eto -ANAH Toliara fa efa misy ary azo jifaina eny amin'ireo point de vente mobile fary-anah, ireo jus vita avy amin'ny FARY (FOSIKY)😍😍
😀😀ka tongava maro ary euh!😍
✅✅✅✅Tsy hadino ihany koa fa afaka mandray "commande" izahay ho anareo izay mikarakara fety sns....
✅✅Manome ho an'ireo mpivarotra izay mbola hamarotra: épicerie, gargote, hôtel, restaurant 😍
✅✅Manao livraison à domicile 😍
Tel: 034 64 719 35
:



🫴Fantatrao ve fa ny jus fary-Anah dia tena vita tanteraka avy amin'ny fary👈👈😍izay efa natao tsy hanahirana antsika intso...
26/11/2022

🫴Fantatrao ve fa ny jus fary-Anah dia tena vita tanteraka avy amin'ny fary👈👈
😍izay efa natao tsy hanahirana antsika intsony ny ihinana azy😍
🤓🤓izany no antony ijoroan'ny Fary-Anah Tuléar😏😏
🤏🤏Andao ary safidio izay tianao amin'ireto vokatra ireto🤏👇



👉👉LES AVANTAGES OBTENUES EN BUVANT DU JUS FARY-ANAH 😍😍1.Aucun produit chimique.2.Contient des nombreuses vitamine telles...
25/11/2022

👉👉LES AVANTAGES OBTENUES EN BUVANT DU JUS FARY-ANAH 😍😍
1.Aucun produit chimique.
2.Contient des nombreuses vitamine telles: vitamine A, B, B1,B2, B3 et C.
3.Contient du saccarose, du zinc, du phosphore, du fluor, du cuivre, du magnésium et des acides aminés.
4.Lutte pour contre les maladies d’acétone, les rhumes les maux de gorge et la grippe.
5.Guérir les maladies de prostates.
6.Efficace pour renforcer les reins, le cœur et encore l’estomac.

Address

Tulear
601TOLIARA

Telephone

+261342982924

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jus Fary_anah posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Jus Fary_anah:

Share