ISFPMi aina

ISFPMi  aina i Madagasikara Soa

21/03/2026
📸‼️𝗦𝗔𝗥𝗬 𝗩𝗜𝗧𝗦𝗜𝗩𝗜𝗧𝗦𝗬 𝗥𝗘𝗡𝗜𝗥𝗔𝗡𝗢𝗡'𝗡𝗬  #𝗧𝗦𝗜𝗥𝗜𝗕𝗜𝗛𝗜𝗡𝗔Mahasarika   maro ny reniranon'ny   na dia isan'ireo be   indrindra aza eto...
05/03/2026

📸‼️𝗦𝗔𝗥𝗬 𝗩𝗜𝗧𝗦𝗜𝗩𝗜𝗧𝗦𝗬 𝗥𝗘𝗡𝗜𝗥𝗔𝗡𝗢𝗡'𝗡𝗬 #𝗧𝗦𝗜𝗥𝗜𝗕𝗜𝗛𝗜𝗡𝗔
Mahasarika maro ny reniranon'ny na dia isan'ireo be indrindra aza eto Madagasikara.

🛑. Gascar Fenosoa : Voararan'ny lalàna ny mampitovy olona amin'ny biby ary mampiditra am-ponja ‼️🔷 PM Herintsalama : Man...
02/03/2026

🛑. Gascar Fenosoa : Voararan'ny lalàna ny mampitovy olona amin'ny biby ary mampiditra am-ponja ‼️

🔷 PM Herintsalama : Mandroso foana ny sarety fa avelatsika hivovoa izay amboa (Ny tsy mankasitraka sy ireo mpanakihana izao fitondrana fanavaozana izao)

🔷 Ministre Fanirisoa Ernaivo : Fatin'alika tsy misy hilavana azy ilay HCC (andrim-panjakana)

🚨🔔🔔TRATRA NY NAFENINA 🚨🚨🔔🔔Taraiky any Dubai ingahy Jeneraly Rabearimanana Lucien, mpanolontsaina avo ny Filohan'ny Fanav...
02/03/2026

🚨🔔🔔TRATRA NY NAFENINA 🚨🚨🔔🔔

Taraiky any Dubai ingahy Jeneraly Rabearimanana Lucien, mpanolontsaina avo ny Filohan'ny Fanavaozana rehefa nijokojoko niala teo Ivato ny zoma 20 febroary niaraka tamin’ny aide de camp , protocole ary ireo mpiara miasa aminy akaiky .

Araka ny vaovao mari-pototra dia nitondra volamena 230 kgs ry zareo .
Ary tsy afaka miverina an-tanindrazana ny tenany ankehitriny satria mikatona tanteraka ny seranam-piaramanidina ao Dubaï ka tavela any izy sy ireo mpiara-dia aminy.

Hatramin’i raovina no ekena sy hilefitra amin’ izao fanondranana harena an-kibon’ny tany izao ny Malagasy .
Ny vahoaka mijaly miady vary amin’i zinga ny mpitondra manararaotra manondrana ny harem-pirenena .

Tonga ny fotoana hampitsaharana ny tsy rariny sy hitakiana mangarahara.
Koa mijoro
Sahia !

🇲🇬Nanamafy i FRANCE fa sady tsy nampilazana no tsy miray tsikombakomba tamin ny fanafihana an i IRAN izy ireo.
01/03/2026

🇲🇬Nanamafy i FRANCE fa sady tsy nampilazana no tsy miray tsikombakomba tamin ny fanafihana an i IRAN izy ireo.

28/02/2026

HITSIPAKA AN'I SADEC VE ISIKA SATRIA MATOKY FA HIARO ANTSIKA I RUSSIA

Address


301

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ISFPMi aina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to ISFPMi aina:

Shortcuts

  • Want your business to be the top-listed Advertising & Marketing Company?

Share