09/27/2024
Mitady asa ve ianao fa tsy voaray mihintsy?
Mi-postulé @ karazana asa marobe nefa tsy voa-antso @ entretiens?
Manasa anao aho hamaky hatramin'ny farany:
Jereo tsara fa mety ny CV anao no olana, mety ratsy tarehy ny endrikin'ny CV anao.
Ny tena marina dia 5s fotsiny no ijeren'ny recruteur iny CV anao iny, ary rehefa hitany fa tsara endrika sy milamina tsara ny mis en page dia izay izy vao mamaky ny ao anatiny. Normale be izany, toanao ilay mandeha mivoaka ny trano dia manao bogosigosy sy manjamanja tsara, satria tsy liana ny olona raha malotoloto sy na ratsiratsy ny paozinao. Misy aza ny olona sasany mody tsy mahita rehefa mahita anao ratsiratsy endrika, mifanohitra amin'izay dia izy mihintsy no manantona anao raha hitany fa manintony ny paozinao.
Ka izao ary, izaho dia mamboatra CV moderne, mazava sy milamina tsara afahanao mambabo ny fon'ny recruteur.
Fa ity koa no tena olana hoan'ny olona mitady asa, ny erreur grammaticale, faute d'orthographe, mot à mot,sns...
Ireto daholo izany ny zavatra atolotro anareo :
• Manao design, sy mis en page CV : 5000ar
• Manao corrections ny fautes, sy manatsara ny phrases : 3000ar
• Raha alefanao sary ny mombamomban'ny CV anao dia 2000ar
• Manazava ny photo de profil anao( jereo ao @ commentaire ) 3000ar
Fitambarany : 10000ar raha tokony ho 13000ar.
Manao an'ireto koa raha mahaliana anao :
* Lettres de motivation
* Corrections
* Saisies
* Traductions
* Afaka mi-modifier ny ao anatin'ny documents pdf( text na sary,sns...)
Raha liana ianao dia mandefasa message eo am bouton ambany eto sary ity, dia alefaso amiko ny mombamomban'ny CV anao sy ny sary